a
FandraisanaInona ny vaovao ? (Takelaka 70)

Inona ny vaovao ?

[vc_row][vc_column][vc_column_text]  Fahasahiranana lalina ve sa finiavana na fahazarana mangalatra fotsiny ? Hoy ny mpanara-baovao raha nahita Lehilahy iray mpanjaitra kiraro ao Ambatotokana Tsarahasina ‚ tra-tehaka teo ampangalarana vary fotsy amin’ny siô sy vilany iray tao anaty tokantrano iray ao Ambohimpiainana. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Nohentina zandary ao Ambohimangakely ity farany ary

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Tsy azontsika terena hanaraka ny sitrapontsika ny anjaran’olona ry rahalahy sy ranabavy fa rehefa anjarany io dia tsy voasakana ary tsy maintsy azony na tonga aminy na inona na inona ataontsika ‚ tsy lavitra izany ny lahatra. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Tsy voatery hanimba na hamotika olona ‚ tsy voatery

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Dibo-drano ireo voly sy toerana iva ‚ kaominina Ambatoriha-Est ‚ Ambatosia ‚ Antsamaka ‚ Beandrarezona no tena voamafy . Potika ny voly ‚ sahirana ny biby fiompy araka ny fampitam-baovao voaray avy any an-toerana. _____________________________ Aboaho Ankiaka ® JDR News. www.presse-aboahoankiaka.mg [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row]

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Raha ny fampitam-baovao voaray avy amin’ny fitaleavam-paritry ny fanabeazam-pirenena ato amin’ny Faritra Sofia dia miverina amin’ny ampahany ny fampianarana ato amin’ny Faritra manomboka rahampitso Alarobia 25 Janoary 2023 : - Miverina mianatra ny CISCO Antsohihy ‚ Analalava ‚ Befandriana avaratra ‚ Bealanana ary Mandritsara. - Mbola mitohy

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Efa hatramin’ny omaly 23 Janoary 2023 no tao Tanetilava ‚ mivezivezy eo amin’ny Distrikan’i Mampikony sy Port Bergé ny Jeneraly Lylyson René de Rolland ‚ Governoran’ny Faritra Sofia ‚ miaraka amin’ny vahoaka ‚ mitondra vahaolana hoan’ireo vahoaka traboina vokatry ny fahabetsahany rotsa-korana ary manavotra ireo

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Efa manomboka misava ny rahona fa mbola mibosesika mafy kosa ny rano izay mandifotra ny lalana hatramin’ny faritra mena voarakitra eo amin’ny andry famantarana ( poteau balise ) ka tapaka tanteraka ny lalana amin’ny lalam-pirenena faha-33b ary miato ny fifandraisana eo amin’ny Ambatoboeny sy Andranofasika. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Betsaka

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Toy izao ny lalana eo alohan’ny tetezana ao amin’ny croisement Bevoay 63KM tsy hidirana Maevatanana raha avy aty Ambondromamy . Tsy afaka miampita ny fiara raha ny fanazavana voaray avy any an-toerana izao tolakandro izao. _____________________________ Aboaho Ankiaka ® JDR News. www.presse-aboahoankiaka.mg [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text][aigpl-gallery id="6390"][/vc_column_text][/vc_column][/vc_row]