a
FandraisanaInona ny vaovao ? (Takelaka 69)

Inona ny vaovao ?

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Ny maraina teo no nahito ( rodana ) tampoka ary tapaka ny lalam-pirenena faha-06 eo amin’ny PK 217 + 100 Ambalavola ‚ Ambalafaminty Distrikan’i Antsohihy Faritra Sofia. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Miroso amin’ny fitadiavam-bahaolana ny Faritra Sofia izay tarihiny Governora Lylyson miaraka amin’ny Minisiteran'ny Asa Vaventy - MTP Madagascar .

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Ho fisorohana ny loza ateraky ny fiakarany rano amin’ny lalam-pirenena faha-06 eo anelanelany Port Bergé sy Mampikony Faritra Sofia dia nanapa-kevitra ny manampahefana ny ampihato vonjimaika ny fifamoivoizana mandrapaha hidinany rano. _____________________________ Aboaho Ankiaka ® JDR News. www.presse-aboahoankiaka.mg [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text][aigpl-gallery id="6518"][/vc_column_text][/vc_column][/vc_row]

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Mankahery sy mirary fiononana feno hoan’ny Mpanakanto BEMAMY FANDRAMA sy ny fianakaviany izahay ato amin’ny pejy Aboaho Ankiaka amin’izao fahalasanany Reny niteraka azy ao Agnivorano avaratra ‚ Faritra Diana izao. _____________________________ Aboaho Ankiaka ® JDR News. www.presse-aboahoankiaka.mg [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row]

[vc_row][vc_column][vc_column_text]  Tsy nisy aina nafoy na olona naratra fa ny tamboho amin’ny hilany avaratra andrefana ity rodana noho ny hamafiny rotsa-korana nisesisesy tatoato izay. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text]  Tsy mbola mampisy fanantenana ny hahavitany kianja manarapenitra ity ao anaty 05 volana na efa nanomboka tamin’ny taona 2020 aza ny asa fanorenana

[vc_row][vc_column][vc_column_text]  Manararaotra fahatapahany herinaratra sy orana mikija arahin-drivotra amin’ny andro alina ireo Jiolahy manatanteraka vaki-trano eto Antsohihy . Tokantrano maromaro no efa nandrenesana fitarainana momba ny vaki-trano tao anatin’ny telo volana nisiany « délestage » teto Antsohihy izay . Betsaka ireo very fitaovana sy fananana lafo

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Nampanahirana ny fifamoivoizana ny fisian’ny hazo vaventy lavo tampoka teo anivon-dalana akaikin’ny Sekoly “La Providence” Ambalabe Est Antsohihy ‚ androany 25 Janoary 2023 . Nisy ny fidinana ifotony nataon’ny kaominina ambonivohitry Antsohihy sy ny mpitandro filaminana avy ao amin’ny tobim-paritry Zandary Antsohihy niaraka tamin’ny fitaovana

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Araka ny fanapahan-kevitra noraisin’ny komity misahana ny loza voajanahary ato amin’ny Faritra Sofia ( GRC ) androany 25 Janoary 2023 dia mbola mitohy ny tsy fianaran’ny mpianatra manerana ny Faritra Sofia‚ na miankina na tsy miankina amin’ny fanjakana . Mbola miato araka izany ihany koa

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Nanaitra ny mpanara-baovao ny fahitana ny fanehoan-kevitra nisesisesy nataon’ny Profesora Loulla Chaminah tao amin’ny kaonty Facebook-ny tatoato izay . Nanomboka nanadihady momba izany ny mpanao gazety ary namantatra izay mety ho antony fanehoan-kevitra fa tsy tongatonga ho azy izany. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text]  Talen’ny sekoly fampianarana lalàna ao Mahajanga izay

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Hatramin’ny maraina ka hatramin’izao ora anoratanay izao dia mafy ny rotsa-korana eto Antsohihy renivohitry Faritra Sofia ary hitohy hatramin’ny rahampitso 26 Janoary 2023 izany hoan’ny Distrikan’i Antsohihy sy Analalava araka ny fampitam-baovao voaray avy amin’ny tompon’andraikitra misahana ny toetrandro ato amin’ny Faritra. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Ny maraina tokony ho