MADAGASCAR 🇲🇬 03 Vs 01 🇲🇿 MOZAMBIQUE
[vc_row][vc_column][vc_column_text] Niondrika teo anatrehan’ny Barean’i Madagasikara ny ekipam-pirenen’i Mozambika isa mavesatra no nisarahana 03 noho 01 ka any amin’ny dingana manasa-dalana indray ny fotoana manaraka. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Niara nirona sy nanohana ny ekipam-pirenena Malagasy ny Governoran’ny Faritra Sofia sy ny Ben’ny tanà na voafidy teto Antsohihy ‚ izay nametraka ny