FITRANDRAHANA FASI-MAINTY ATAON’NY ORINASA BASE TOLIARA : HANIMBA ENDRIKY NY FITONDRANA RAHA TSY VOAFEHY NA VOAVAHA NY OLANA▪️TAKIAN’NY FIRAISAMONIM-PIRENENA IFOTONY NY HAMPITSAHARANA AZY
[vc_row][vc_column][vc_column_text] Raha nanao be marenina ireo tompon’andraikitra nanaovana fitakiana fampitsaharana ity tetik'asa voalaza fa mampidi-doza ny zanaka Toliara ity dia tsy mbola kivy fa manohy hatrany ny tolona ‚ ny vondron’ny firaisamonim-pirenena izay miaro ny tontolo iainana ifotony sy ireo ny zon’olombelona ary indrindra ny hoavin’ny