a
FandraisanaInona ny vaovao ? (Takelaka 65)

Inona ny vaovao ?

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Omaly 29 Janoary 2023 no niverina amin’ny laoniny ny fifamoivoizana amin’ny lalam-pirenena faha-06 ‚ raha nihato noho ny fisian’ny lalan-tapaka tao amin’ny PK 217+100 Ambalavola Ambalafaminty Distrikan’i Antsohihy izany andro vitsy lasa. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text]  Afaka mivezivezy hatramin’izao ny fiara rehetra raha ny fampitam-baovao voaray fa na izany tsy

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Manodidina ny 4000 ireo traboina vokatry ny rivo-doza cheneso tao amin’ny Distrikan’i Mampikony raha ny fanazavana voaray . Betsaka ireo very fananana sy tsy manan-kohanina vokatry ny fiakarany rano ka nidina ifotony ary nitondra fanampiana ny Minisitra Soafilira Princia sy ny Gouverneur Faritra Sofia LYLYSON

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Bibilava ampolony maro no hita tao nitangorona tao amin’ny fokontany Ambalabe Est ‚ ambadikin’ny tambohon’ny fiangonana katolika amin’ny hilany avaratra ny maraina teo . Tsy nisy sahy nikitika ary efa nanomboka niparitaka nandritra ny fandalovana teny. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Nohezahina notakonana ny sary fandrao misy tsy mahazaka ary tsy

[vc_row][vc_column][vc_column_text]  Sahirana ireo fokonolona mipetraka ao amin’ny fokontany Ankiririky Nord II kaominina ambonivohitry Antsohihy‚ akaikin’ny stade monisipaly raha nandalo ny rotsa-korana mafy ‚ izay nandrava ny ampahany tamboho ao amin’ny kianja monisipaly ka nandrakotra ny lalana amin’ny hilany avaratra andrefan’ny kianja iny . Nisy tanamaro niraisan’ny

[vc_row][vc_column][vc_column_text]  Afaka mivezivezy ny fiara rehetra nanomboka tamin’ny 03 Ora tolakandro teo ary tsy misy atahorana fa efa napetraka ny « Pont Bailey » eo akaiky ny toerana nisy fahatapahan-dalana ‚ vita ny asa fanarenana ny lalan-tapaka teo amin’ny PK 217+100 Ambalavola Ambalafaminty Antsohihy miverina amin’ny

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Eny an-kianja miara-miaritra ny fahasahiranana amin’ny vahoaka ny Governora Lylyson sy Minisitra Hatrefindrazana Jerry ary Maire SON voafidy tao Ambalafaminty ‚ hatramin’ny omaly ka hatramin’izao. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Tombanana hiverina afaka fotoana fohy ny fifamoivoizana amin’ny lalam-pirenena faha-06 ao amin’ny PK 217+100 Ambalavola Ambalafaminty ‚ raha ny fampitam-baovao voaray

[vc_row][vc_column][vc_column_text]  Efa niala nenina tamin’ny fitsaboana ‚ na ny ezaka rehetra ny mpitsabo saingy ilay Andriamanitra Andriananahary no mandahatra sady tompon’ny lahatra . Nindaosim-pahafatesana izao maraina ny 29 Janoary 2023 ‚ ny Filohan’ny filan-kevitra monisipaly ao Mahajanga ‚ Goerges RAKOTOSON . Ao Tsararano amin’ny tranony no

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Tsy voatery handany vola aman-karena ‚ na hiandry ho mpanefoefo ‚ manankarembe ‚ milionera vao afaka misora-panambadiana fa miankina amin’ny fifankatiavana sy fifampitokisana eo amin’olona roa izay mifanaiky fa hiara-dalana ho doria. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Tsy nankasarotra izy roa ireto raha ny nisora-panambadiana tao Anosisoa Ambohimanarina . Nataony tsotsotra

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Niondrika teo anatrehan’ny Barean’i Madagasikara ny ekipam-pirenen’i Mozambika isa mavesatra no nisarahana 03 noho 01 ka any amin’ny dingana manasa-dalana indray ny fotoana manaraka. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Niara nirona sy nanohana ny ekipam-pirenena Malagasy ny Governoran’ny Faritra Sofia sy ny Ben’ny tanàna voafidy teto Antsohihy ‚ izay nametraka ny

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Asa fa tsy kabary ‚ eny an-kianja no tena ahitana ny zava-misy marina afahana mitondra vahaolana maharitra mifanaraka amin’izany mba hanalana ny fahasahiranam-bahoaka. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Amperinasa tanteraka ny Orinasa manamboatra sy manarina ny lalam-pirenena faha-06 amin’izao . Nidina ifotony ‚ ny Governoran’ny Faritra Sofia sy ny Minisitry ny