RAZAFINDRANAIVO KOLOINA na i Rakool SY NASANDRATRINIAINA MENDRIKA : VITA FISORATAM-PANAMBADIANA ANDROANY
[vc_row][vc_column][vc_column_text] Nisora-panambadiana teny amin’ny kaominina Andoharanofotsy androany 10 Febroary 2023 ‚ andro vitsy mialoha ny handehanany any Algérie i Razafindranaivo Koloina na i Rakool sy Nasandratriniaina Mendrika Lavorary. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Laharana faha-07 tao amin’ny ekipam-pirenena Malagasy ‚ Barean’i Madagasikara izay nanao CHAN farany teo i Razafindranaivo Koloina na i