a
FandraisanaInona ny vaovao ? (Takelaka 63)

Inona ny vaovao ?

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Efa tsy tompon’ny tenany ilay tovolahy ary lany fanahy mbola velona ny fianakaviany amin’ny fitsaboana azy ka nohentina niakatra tao Sambava ilay tovolahy 30 taona ‚ marary mafy avy any Mahasoa Antindra Bemarivo . Tao amin’ny clinique médico chirurgicale Le Fidèle Soavinandrina izy no nivantana

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Niompana tanteraka tamin’ny sosialim-bahoaka ny fitsidiham-paritra Boeny ‚ nataon’ny Filoha Andry Rajoelina tao Mahajanga androany 11 Febroary 2023. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Nitsinjovina manokana ireo vahoaka traboina vokatry ny rivo-doza cheneso ‚ notolorana PPN sy kojakoja maro izy ireo . Nisy ihany koa ny fizaham-pahasalamana sy fitsaboana maimaimpoana tamin’ny alalany

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Raha tsy misy ny fihovana dia hitohy ao amin’ny renivohitrin’ny faritra Boeny ao Mahajanga ny fizarana moto hoan’ny Ben’ny tanàna androany 11 Febroary 2023 ‚ 09 volana mialohan’ny fifidianana ‚ 07 volana mialohan’ny fahataperan’ny fitoam-pitondrasan’ny filoha Andry Rajoelina. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Tsiahivina fa 09 Novambra 2023 izao ny fotoana

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Mihatra amin’aina ny fanompoana sy fitiavan-tanindrazana ‚ mpitandro filaminana maro no efa lavo noho ny fiarovana ny firenena ‚ fampandriana fahalemana teto Madagasikara ‚ ao ireo maty voatifitra mifanjevo amin’ny dahalo ‚ ao kosa ireo maty voatifitra noho ny raharaha politika . Hoan’i Tanindrazana na

[vc_row][vc_column][vc_column_text]  Distrika roa ato amin’ny Faritra Sofia ( Analalava sy Antsohihy ) izay manana morontsiraka no voakisiky ny fifanarahana Nairobi . Ity fifanarahana ity no miantoka ny fiarovana ny tontolo iainana amin’ny morontsiraka sy any anaty ranomasina amin’ny ilany andrefan’ny ranomasimbe indiana ‚ firenena ampolony no

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Tsa matahotra an’Andriamanitra koa ny olona ankehitriny ‚ hoy ireo Kristianina mivavaka amin’ity fiangonana katolika ‚ Md Jaony Badista ao Ankazonarivo Ambalatany - Ilaka Centre androany 10 Febroary 2023 raha nahita fa lasan-jiolahy ny bafle vaventy sy lamban-databatra tao anaty fiangonana. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Novakin’ireo jiolahy tsy mataho-tody ny

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Feno 48 taona rahampitso 11 Febroary 2023 ny namonoana an’ny Kolonely Richard Ratsimandrava . Maty nisy nitifitra teo Ambohijatovo ‚ rehefa avy nitarika filan-kevitrin’ny minisitra ka hamonjy fodiana izy ‚ ny 11 Febroary 1975 ‚ 06 andro taoriany nandraisany fahefana maha filoham-pirenena azy. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text]  Hisy ny fitoam-bavaka

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Raha tsy misy fihovana dia amin’ny Alakamisy 09 Novambra 2023 izao no hanatanterahana ny fifidianana filoham-pirenena eto Madagasikara ‚ fihodinana voalohany ‚ amin’ny Alarobia 20 Desambra 2023 kosa ny fihodinana faharoa ‚ io no no vinan-tetiandrom-pifidianana navoakan’ny birao mahaleotena misahana ny fifidianana na ny CENI