DEPIOTE ROSSY : MIJOROA EO AMPOVOANY IANAREO MPITANDRO FILAMINANA▪️AVELAO NY MPANOHITRA SY NY EO AMIN’NY FITONDRANA HANEHO NY HEVINY ARY SAMBORY IZAY MIHOA-PEFY
[vc_row][vc_column][vc_column_text] Tsy nitsitsitsitsy fa nahitsy toraka ny hafatra mafonja nalefan’ny Depiote Paulbert Rahasimanana dit Rossy ‚ raha nitafa tamin’ny mpanao ny 11 Febroary 2023 ‚ taoriany fametrahana fehezam-bonikazo teny Ambohijatovo ‚ fahatsiarovana ny nahafatesany Jeneraly Richard Ratsimandrava ‚ Filohan’ny Repoblika Malagasy ny 05 Febroary 1975 hatramin’ny