RIVO-DOZA FREDDY
[vc_row][vc_column][vc_column_text] Miala àny ilay rivo-doza mahery vaika FREDDY sao ianao taraiky. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Amin'ny herinandro ambony manomboka amin'ny Talata na Alarobia any izy no vinavinaina handondom-baravarana ny Atsinanan'i Madagasikara. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Araka ny vinan'ny Meteo Madagasikara dia tokony arahi-maso akaiky ny fivoaran'ny FREDDY satria ahiana mafy izy hahakasika ireo distrikan'ny Sainte Marie,