a
FandraisanaInona ny vaovao ? (Takelaka 60)

Inona ny vaovao ?

[vc_row][vc_column][vc_column_text] « Hirotsa-kofidina ho Filoham-pirenena Malagasy aho‚ raha toa ka tsy misy vehivavy sahy hirotsaka . Tsy maintsy hiroso amin’izany ny tenako na hitondra ireo hetahetan’ireo vehivavy fotsiny aza » hoy Rtoa MASY Goulamaly ‚ Solombavambahoakan’i Madagasikara voafidy tao Tsihombe omaly 19 Febroary 2023 ‚ raha

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Zôvy loatra mô anao e, oa zavavy igny Nampiheriky ôlo maro hatsaragna nao, Mampiala satroko e, ary tegna tsisy tsigny Na sôra, na bika, na fagneva, anagnanao. Anà mandeha, tongotro i karaha misy laroà Hotry ôlogno handihy sady tsy mirekireky Mavilavila e, nefa koa tsy mantrentreky Fitsanganagna? mahitsy e, avià mizahà. Mikoragna anao

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Tora-bato nirefodrefotra teo amin’ny Bloc 22 izay misy ny mpianatra avy any Analalava Faritra Sofia no novantaniko raha efa namonjy fodiana aho ka niverina tampoka rehefa nahazo vaovao momba ny savorovoro nisy teo amin’ny samy mpianatra . Tsy mbola fantatra mazava izay tena nitarika korontana

[vc_row][vc_column][vc_column_text]  Zana-kazo 100 fototra no voavolin’ireo ASUM ( Association des Sortants de l’ Université Mahajanga ) androany 19 Febroary 2023 tao Drahoa ‚ fokontany Ambalabe Ouest II. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text]  Tanjona ny hisiany fandraisana andraikitra sy anjara amin’ny sehatry ny fampandrosoana amin’ny alalany tanamaro iraisana sy hetsika maro isan-karazany izay

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Niparitaka an-tambazotrantserasera ny filazana fa manao kolikoly sy manao asan’ireo mpijirika ny tompon’andraikitra eo anivon’ny fitsarana ambaratonga voalohany Mahajanga ary ny ao amin’ny PAC Mahajanga . Voalaza ao anatin’ny « publication » miparitaka io fa mahazo vola hatramin’ny 20 Tapitrisa Ariary ( 100 millions fmg

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Fantatra omaly 15 Febroary 2023 ‚ nandritra ny fotoana nanambarana ofisialy ny fitsanganan’ny antoko politika ARB ( Anjomara sy Rivo-Baovao ) fa ho anisany handray anjara amin’ny fifidianana ho Filoham-pirenena Malagasy izay hatao ny 09 Novambra 2023 izao ny antoko ‚ tarihin’Andriamatoa Andry Raobelina. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text]  Manana vina

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Naharitra adiny 07 ireo mponina ao kaominina Anjiamangirina ‚ Distrikan’i Antsohihy Faritra Sofia ‚ nanao fambolen-kazo niraisana androany 16 Febroary 2023 . Na nigaingaina aza ny masoandro nandoro azy ireo ‚ tsy nahasaka tanora ‚ mpianatra ‚ Ray sy Renim-pianakaviana ary Sojabe nanatanteraka ny adidiny

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Adidy ny manaja ny sainam-pirenena fa tsy safidy . Tsy maintsy manaraka ny fitsipika mifehy ny rafitra iray ianao rehefa misafidy malalaka ny hiditra ao anatiny. Tafiditra ao anatin’izany ireo sekoly. Tsy tokony misy adihevitra mahakasika an’izany.hoy ny Minisitry ny fanabeazam-pirenena ‚ Marie Michelle Sahondrarimalala

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Notendrena ho tale jeneralin'ny Aviation Civile de Madagascar (ACM) nandritra ny filan-kevitry ny Minisitra omaly 15 Febroary 2023 ny kolonely Gervais Damasy . [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Ny traikefa sy ny fahamatorana ananany no heverina ho nanosika ny fitondram-panjakana nametraka fahatokisana taminy ka mirary azy hahavita be amin’ny adidy izay