a
FandraisanaInona ny vaovao ? (Takelaka 6)

Inona ny vaovao ?

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Tokony ho tamin’ny 09 ora alina androany 23 Septambra 2024 no tonga nanafika tranon’ny Adjoint Chef fokontany Ankerika Sud ireo dahalo mirongo basy am-polony. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Tsy fantatra mazava izay tena antony fa basy nirefodrefodra no nanaitra ny manodidina ka tsy nisy sahy nivoaka. Maty notifirin’ireo

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Dahalo mirongo basy miisa 70 no nifampitifitra tamin’ireo miaramila manao fisafona ho fampandriana fahalemana tao amin’ny Distrika Antanimora atsimo ny 20 Septambra 2024 teo. Nafana ny fifanjevoana ka voatifitra ny miaramila 03 lahy ary azon’ireo dahalo ny basy teny aminy fa chargeur sy bala

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Nalaza tatoato fa mandrefy ny mpitandro filaminana ireo dahalo ary tena sahy tokoa mitifitra sy mandoro tranon’olona. Tsy miraviravy tΓ nana manoloana izany ny Zandarimaria ao amin’ny vondron-tobim-paritra Antsohihy izay mifehy Distrika 03 ato amin’ny faritra Sofia (Antsohihy - Analalava - Bealanana)β€š fa mandray ny

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Miisa 22 ireo kandida efa nanatitra ny antotan-taratasy firotsahan-kofidiana ho Ben’ny tanΓ na ao amin’ny OVEC Mampikony hatreto. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Miisa 11 ny kaominina mandrafitra ny Distrikan’i Mampikonyβ€š kaominina 02 (Bekiratsaka sy Mampikony II) tsy mbola nisy kandida nanatitra antotan-taratasy firotsahan-kofidiana hatreto. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Mitohy ary hifarana rahampitso 26

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Omby 16β€š noravain’ny dahalo mirongo basy an-keriny tao amin’ny fokontany Ambodimandresy androany maraina ny 25 Septambra 2024. Nisy avy hatrany ny fanarahandia nataon’ny Zandary sy fokonolonaβ€š rehefa nahazo vaovao tamin’ny tompon’omby. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Nizotra mianatsimo ny dian’ireo dahalo nanesy omby 16 ireo ary tonga hatrany Matsaboribe

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Tsy mipetraka ao amin’ny birao na manao domy araka ny fanambanian’ny sasany azy ihany ny Zandarimaria fa midina ifotony manao hazalambo ireo dahalo mpampihorohoro vahoaka ary mifampitifitra amin’izy ireo ka misy indraindray lavo ampanaovana asa ary indraindray koa mahafaty dahaloβ€š midika izany fa mihatra

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β NASIRY ALI no kandida voalohany nanatitra antotan-taratasy firotsahan-kofidiana hoan’ny kaominina Ambonivohitra Antsohihy. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Efa niasa sy nanao ezaka hoan’ny vahoaka sy tanΓ na Antsohihy atsika. Tohizantsika ireo mbola tsy vita ary efa nisy lalana hita sy drafitra mazava tsara hanatsarana ity tanΓ nantsika ity. AlΓ΄ atsika hiarakaβ€š

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Fampanantenana efa nataokoβ€š ho famporisihana ireo zaza hianatra tsara izy ityβ€š lalavola 200 000Ar hoan’ny mpianatra nahazo LaurΓ©at CEPEβ€š 500 000Ar hoan’ny mpianatra nahazo LaurΓ©at BEPC ary 1 000 000Ar hoan’izay nahazo LaurΓ©at BAC ato amin’ny Distrikan’Antsohihyβ€š hoy Ben’ny tanΓ na NASIRY Ali nanazava sady

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Nolazain’ingahy Jean Ricky fa efa tsy ao am-ponja intsony i Jarisone lehiben'ny dahaloβ€š mba hanakorontanana saim-bahoaka amin’izao tsy fandriampahalemana misy izao. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Namaly azyβ€š sy nitondra fanazavana momba izany ny Governoran’ny faritra Sofiaβ€š izay nanamafy fa mbola any am-ponja ity olona nolazaina fa efa nivoaka

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Rehefa tsy nahita rirany amin’ny firotsahan-kofidiany ho Ben’ny tanΓ na Antananarivo renivohitra i Marc Ravalomanana dia nandefa zanany ho kandida Ben'ny TanΓ na. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Voahatitra androany 26 Septambra 2024 ny antotan-taratasy firotsahan-kofidian’i TOJO Ravalomanana amin’ny anarany antoko politika TIM. Somary nafenim-penina moa ity kandida ity noho ny