a
FandraisanaInona ny vaovao ? (Takelaka 59)

Inona ny vaovao ?

[vc_row][vc_column][vc_column_text]  Fotodrafitrasa maro no potika sy simba ao Mananjary raha nandalovan’ny rivo-doza Freddy alina ‚ kianja manarapenitra ‚ sekoly ‚ tranon’olon-tsotra maro ‚ eny hatramin’ny sekoly nandraisana ireo traboina aza dia nataon’i Freddy nahita faisana. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Aman’alina ireo traboina raha ny fampitam-baovao voaray avy any an-toerana. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text][aigpl-gallery id="7319"][/vc_column_text][/vc_column][/vc_row]

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Efa sahy ratsy mihitsy ny olona amin’izao ‚ mamosavy namana sy mpiarabelona mba azahoana vola amin-karena . Resaka kafe hosoka indray izao no malaza ‚ 62 taonina tratra tao amin’ny Lysea Farafangana ny 09 Febroary 2023 teo. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Kafe varira ( café sauvage ) na “voana dara”

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Fanapahan-kevitra hentitra no niraisin’ny minisitera misahana ny fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa eto Madagasikara ‚ taoriany tranga teny amin’ny Campus Ambondrona Mahajanga. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text]  Voaràra tsy azo atao eny anivon’ny Oniversite miankina sy tsy miankina amin’ny fanjakana intsony ny hetsika fifaninanana ara-kolotoraly na fanatanjahantena ka mety hiteraka

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Androany arivan’ny 20 Febroary 2023 no nanendrena ireo mpikambana vaovao handrafitra sy hanampy ny Governemanta Ntsay Christian ary ny filoha Andry Rajoelina amin’ny fanatanterahana ny velirano 13 izay hamahana ny olàna misy eto amin’ny firenena. • Ministry ny fiarovam-pirenena, Général Josoa RAKOTOARIJAONA • Minisitry ny raharaham-bahiny ,

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Mbola voatazona ho Praiminisitra ‚ lehiben’ny Governemanta hatramin’izao ny Praiminisitra NTSAY Christian . Ity farany moa efa nohozingozonina mafy ary niely mihitsy ny feo fa hoesorin’ny filoha Andry Rajoelina amin’ny maha Praiminisitra azy saingy nijanona ho kajikajy politika sy resa-be ihany aloha izany hatreto. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Minisitra maromaro

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Izao vao tena tonga amin’ilay teny hoe ‚ Ela nitoratorahana ka nahavoa ny mason’angatra ireto dahalo roa mpisakan-dalana amin’ny lalam-pirenena faha-06 ireto . Nanatanteraka fisafoana ny fanarahamaso ny fandriampahalemana amin’iny lalam-pirenena faha-06 ‚ anelanelany Kaominina Anahidrano Distrikan’i Antsohihy sy kaominina Befotaka Distrikan’i Analalava iny ny

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Afaka mividy avy hatrany fa tsy mila manafatra “Fenêtre Alu” : dimension 93cm ‚ largeur x 84cm hauteur Vidiny mirary : 440 000Ar  Contact : 032 42 740 59 Marihina fa efa misy fitaratra ( vitre ) miaraka aminy. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text][aigpl-gallery id="7274"][/vc_column_text][/vc_column][/vc_row]

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Efa za-dratsy ireo tanora sasany ao Antananarivo amin’ny fanendahana sy harom-paosy any an-tsena sy anaty Bus ka tratehaky ny Polisy tao Ambohimanarina ireto farany androany. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Mpandeha taxi-be 114 iray no nidina vao nahita Polisy ka nilaza fa very tao anatin'io fitateram-bahoaka io ny findainy . Najanon'ny