FIZASOF TOAMASINA : FIRAISANKINA NO HERY
[vc_row][vc_column][vc_column_text] Tontosa tao amin’ny Espace Marmite Barikadimy Toamasina ny lanonana fifampiarabana tratry ny taom-baovao 2023 izay nataon’ny FIZASOF ( Fikambanana Zanaka Sofia ) mipetraka sy mianatra any Toamasina. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Anisan’ireo nahazo fanasana manokana hiatrika izany ny Jeneraly Lylyson René de Rolland ‚ Gouverneur Faritra Sofia sy ny Solombavambahoaka