a
FandraisanaInona ny vaovao ? (Takelaka 56)

Inona ny vaovao ?

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Miisa 21 ireo delegasionina miaraka amin’Atoa Abdallah Mohamed Narcisse Talem-paritry ny mponina sy fiahiana ara-tsosialy hamonjy ny zaikaben’ny vehivavy 08 Mars 2023 ao Antananarivo . Nihainga androany 01 Mars avy eto Antsohihy izy ireo ka ny Jeneraly Lylyson ‚ Governoran’ny Faritra Sofia no niantoka ny

[vc_row][vc_column][vc_column_text]  Ben’ny tanàna na solontenan’ny Ben’ny tanàna avy amin’ny kaominina 120 mandrafitra ny faritra Sofia no tonga teto Antsohihy renivohitry ny Faritra tamin’ity herinandro ity ‚ niatrika fihofanana sy fampahafantarana momba ny lalàna sy dingana arahina amin’ny fandrefesan-tany faobe sy fanomezana kara-tany izay iarahana amin’ny tetik'asa

[vc_row][vc_column][vc_column_text]  Niloa-bava ny ankamaroan’ny mpanara-baovao fa ilaina tokoa ny mianatra sy mandalina mialohan’ny hiditra amin’ny sehatra iray izay tiana kanefa tsy voafehy . Fiara tsy nahazo fankatoavana avy amin’ny ivontoerana misahana ny fitsirihana fiarakodia ( inapte ) ka tsy nomen’ny kaominina fahazahoan-dalana hiasa ( licence de

[vc_row][vc_column][vc_column_text]  Tao Anahidrano no nanatanterahan’ny Fikambanana ZAMI ( Zanaka Antsohihy MIray ) fambolen-kazo ny 24 Febroary 2023 teo . « Tiako zalahy Antsohihy ai » io ny teny hamantarana ity fikambanana ity. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text]  Antsohihy maitso sy rakotra ala no tanjona ka zana-kazo 400 fototra no voavoly nandritra ny

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Tao amin’ny Espace Loharano Itaosy Antananarivo no nifamotoana ‚ nitrabajihy ‚ nifampiarahaba tratry ny taom-baovao ny samy zanakin’ny Distrikan’i Mandritsara izay mivondrona ao anaty FIZAMA ( Fikambanana Zanaka Ampielezan’i Mandritsara eto Antananarivo ) ny sabotsy 25 Febroary 2023 teo. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] azana avokoa ny ankamaroan’ireo Ray aman-dReny ‚

[vc_row][vc_column][vc_column_text]  Fokontany an-jatony ‚ anaty kaominina 39/120 no efa misitraka ny tetik’asa CASEF izay miara-mihentana amin’ny Ministeran’ny fananan-tany sy fanajariana ny tany amin’ny fanomezana kara-tany ny vahoaka ifotony ‚ ho fiarovana ny tanin’ny tantsaha tsy ho lasan’ny mpandrebireby na koa mpisandoka tany. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text]  Mitohy ny ezaka ataon’ny Ministera

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Naneho ny heviny avy hatrany i Paraina August ‚ manam-pahaizana zanakin’ny faritanin’i Fianarantsoa avy ao Farafangana manoloana ireny fanambarana nataon’ny Filoha nasionalin’ny FIZAFAFI sady filohan’ny Antenimierampirenena Christine Razanamahasoa ‚ izay mitaky ny hanomezana zanakin’ny faritan’ny Fianarantsoa ho Praiminisitra sy filohan’ny Antenimierampirenena ary hanendrena minisitra miisa

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Ao Port Bergé no misy azy ‚ maro isan-karazany sy azo hisafidianana : Bajaj RE - Bajaj Boxer Moto - Bajaj qute 4 pneu afaka hanaovana TAXI-VILLE. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Natao mirary ny vidiny mba afahantsika rehefa mividy sy miara-miasa aminay ary afaka mandefa amin’ny Distrika rehetra manerana ny