MARIE GOULAMALY : FANKAHEREZANA SY FAMPORISIHANA AVY AMINAREO NO AFAHAKO MANAPA-KEVITRA
[vc_row][vc_column][vc_column_text] Hatreto dia tsy mbola nilaza ampahibemaso ny Solombavambahoaka Goulamaly fa hirotsa-kofidina ho Filoham-pirenena amin’ny fifidianana ho avy fa na izany ‚ efa mitsapatsapa ny fihetseham-pon’ny vahoaka mialoha ny handraisany fanapahan-kevitra. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Hevitra hampandrosoana ny Tanindrazantsika no ho entiko fa tsy fanoherana ny hevitrin’ny hafa , noho izany