a
FandraisanaInona ny vaovao ? (Takelaka 54)

Inona ny vaovao ?

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Aoka tsy handainga sy hilaza lainga isika mpanao politika mba hamita-bahoaka . Tsy ny vahoakan’ny faritra Sofia rehetra no diso fanantenana fa ireo Solombavambahoaka sy mpanao politika tsy nahazo ranondranony sy manomboka very seza . Mbola matoky ny fitiavan’ny filoham-pirenena ny vahoaka ato amin’ny faritra

[vc_row][vc_column][vc_column_text]  Manan-karena an-dranomasina tokoa isika Malagasy fa matetika ré sy hita amin’ny sary ihany izany fa tsy mbola niainana na mimpaka amin’ny vahoaka maro an’iisa ny tombony amin’ny fananana izany. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Santionany amin’ireo karazan-trondro eto Madagasikara ireto navoakan’ny mpanakanto Fandrama tao amin’ny pejiny ireto. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text][aigpl-gallery id="7721"][/vc_column_text][/vc_column][/vc_row]

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Maro ireo hetsika efa vitan’ny vehivavy mivondrona ao amin’ny KB8M eto Antsohihy ho fanamarihana ny 08 MARTSA 2023 « andro manerantany hoan’ny vehivavy ». [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Nisy ny fifaninana hazakazaka anaty gony ‚ hazakazaka mitondra atody amin’ny sotro ary fitondrasana moto mora nefa tsy mikasi-tany ny tongotra .

[vc_row][vc_column][vc_column_text]  Tao amin’ny Maison des élus ‚ naharitra adiny 03 mahery ny dinika sy fandravonanana ireo disadisa nisy teo amin’ny samy mpitarika fikambanana mpamily taxi-ville sy ny kaominina ambonivohitry Antsohihy . [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Nampangain’ Atoa Zizy ‚ filoha mitarika ny sendika mpamily taxi-ville eto Antsohihy fa manao kolikoly ny

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Any amin’ny 130KM atsimo andrefan’i Toliara no nisy ny foibeny tamin’ny 03 Ora tolakandro teo . Tsy mbola nahazo filazana fampitandremana na fahamailoana ny faritanin’i Mahajanga na ny faritra Sofia hatretro. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text][aigpl-gallery id="7697"][/vc_column_text][/vc_column][/vc_row]

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Mba hananana vatana tomady sy herin-tsaina vonona amin’ny fiatrehana ireo asa nankinina amin’ny zandary dia ny fiarovana ny vahoaka sy ny fananany ary ny andrim-panjakana misy dia raikitra ny azakazaka sy hetsika fanatanjahan-tena nataon’ny zandary manerana ny vondron-tobim-pileovana Sofia. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Ankoatrany fampitomboana hery sy fitaizana vatana dia

[vc_row][vc_column][vc_column_text]  Tao Arivonimano no nanatanterahan’ireo tanora zanaky ny faritra Sofia mandranto fianarana ao Antananarivo ‚ mivondrona ao amin’ny SOERES ( Solidarité des Étudiants de la Région Sofia ) ‚ ny fambolen-kazo niraisana omaly 04 Martsa 2023. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text]  Fandraisana anjara amin’ny fandrakofana ala maitso an’i Madagasikara sady hetsika mitarika

[vc_row][vc_column][vc_column_text]  Tsy any INDE akory fa eto Madagasikara ihany ‚ fiverenan’ny Rivo-doza FREDDY ao Ambahikily - Morombe amin’iny tapany atsimo andrefan’i Madagasikara iny . Betsaka ireo nafindra toerana ny zoma teo mba Hisorohana ny loza. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text][aigpl-gallery id="7657"][/vc_column_text][/vc_column][/vc_row]

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Ny filohan’ny fikambanana Zanaky ny Faritra SAVA eto Antsohihy ‚ Atoa Fidison Tiazara no niantoka omby iray tamin’ny volan’izy mivady madiodio ‚ nanaovan’ny fikambanana fety fifampiarabana tratry ny taom-baovao 2023 ho fanamasinana ny firaisankina eo amin’ny samy zanaky ny faritra SAVA no anton’izany fa tsy