a
FandraisanaInona ny vaovao ? (Takelaka 53)

Inona ny vaovao ?

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Tafiditra anatin’ireo telo voalohany amin’ny habetsahan’olona mifidy ny zanakin’ny Faritra Sofia raha arovana ny antotan’isa momba izany eto Madagasikara ‚ Anisany nampandany sy nametraka ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina izay mitondra ankehitriny ihany koa ny zanakin’ny faritra ‚ kanefa zava-poana izany ankehitriny fa tsy mba misy

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Ry tanora maitso volo : Aza mitady dossier Nay anareo ‚ aleo anareo mitady vola hanaovaovanareo sy hanatsaranareo ny hoavinareo. Aza variagna manisa (mi-compte ) ny taonanay ihany koa fa ampiasao amin’ny kajy hoan’ny tahirinareo ( économie ) ny fahaizanareo mikajy (mi-compte) . Izahay tamin’ny taonanareo io

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Ny alahady 05 Martsa 2023 izao no atao ao amin’ny Maison des Élus ‚ Région Sofia ny fivoriaben’ny mpamily taxi-ville miasa eto Antsohihy ‚ ho fandaminan-draharaha miteraka resa-be . Asaina sy antsoina hiatrika izany ny mpamily sy tompon’ny Taxi-ville rehetra miasa eto Antsohihy tsy anavahana

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Mitsingerina androany 03 Mars 2023 ny taona nahaterahan’i Aaliyah ‚ zanakin’ny Mpanakanto RIJADE . Zanako ‚ namako ‚ heriko ianao ary tiako hoy izy ( mpanakanto Rijade ) niarahaba ny zanany vavy tokana. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] HARENA NY ZANAKA - MITONDRA FAHASOAVANA SY FAHOMBIAZANA TSY AZO ERITRERETINA NY FANANANA

[vc_row][vc_column][vc_column_text]  Efa natao avokoa ny fitsaboana rehetra fa tsy nahitam-bokany kanefa vola lany ary tsy manana ampiasaina sy hitsaboana azy intsony izahay ‚ mamy ary tianay ny zanakay ka mba mila vonjy tompoko ‚ hoy ny Renim-pianakaviana namboraka ny tao am-pony an-dranomaso. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Mila vonjy ity Zaza ity

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Betsaka ireo mitaraina very vola ‚ voarava eny an-tsena ary misy andiana Tanora maromaro mifampitoratoraka arivariva ka miteraka tebiteby eo anivon’ny fiarahamonina . Mivorivory ambodi-tranon’olona izy ireo midoroka zava-mahadomelona ( mifoka paraky ‚ sigara ‚ rongony ‚ misotro toaka ) . Mpianatra eny amin’ny EPP

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Tao Ambalapamba fokontany Ambalabe Ouest ‚ kaominina ambonivohitry Antsohihy no nanombohana ny hetsika fandrefesan-tany faobe izay karakarainy ministeran’ny fananan-tany sy fanajariana ny tany mba hiarovana sy handravonana ireo disadisa ateraky ny ady tany eny anivon’ny fokontany no anton’izany. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Tsy mijanona amin’ny fandrefesan-tany ihany ny hetsika fa

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Miisa 21 ireo delegasionina miaraka amin’Atoa Abdallah Mohamed Narcisse Talem-paritry ny mponina sy fiahiana ara-tsosialy hamonjy ny zaikaben’ny vehivavy 08 Mars 2023 ao Antananarivo . Nihainga androany 01 Mars avy eto Antsohihy izy ireo ka ny Jeneraly Lylyson ‚ Governoran’ny Faritra Sofia no niantoka ny

[vc_row][vc_column][vc_column_text]  Ben’ny tanàna na solontenan’ny Ben’ny tanàna avy amin’ny kaominina 120 mandrafitra ny faritra Sofia no tonga teto Antsohihy renivohitry ny Faritra tamin’ity herinandro ity ‚ niatrika fihofanana sy fampahafantarana momba ny lalàna sy dingana arahina amin’ny fandrefesan-tany faobe sy fanomezana kara-tany izay iarahana amin’ny tetik'asa