a
FandraisanaInona ny vaovao ? (Takelaka 50)

Inona ny vaovao ?

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Nandritra ny fananganan-tsaina niarahana tamin’ireo tompon’andraikitra eo anivon’ny fitaleaparitry ny fanabeazam-pirenena omaly 13 Martsa 2023 no nampahafantaran’ny Talem-paritra vaovao - Mandimbilaza Noeriko Sylvain ‚ ny fahavononany sy fahazotoany hiarahiasa amin’ireo tompon’andraikitra eo anivon'ny fitaleavam-paritra sy nanomezany toromarika ireo mpiaramiasa aminy afahana mampandroso sy mampandeha ny

[vc_row][vc_column][vc_column_text]  Razana 11 hafa indray no hita tany an-dranomasina ary nakarina an-tanety androany 14 Martsa 2023 . Tsy marina araka izany ny filazana fa 47 ireo olona nohentin’ny sambo kely nivoaka antsokosoko ‚ nikasa hitondra olona any Mayotte fa mihoatran’io IISA voalaza io raha atao ny

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Tsy eo amin’ny sehatra ara-tsosialy sy ara-politika ary ara ekonomika sns ihany no hitarafana fandrosoana amin’ny faritra na firenena iray fa tafiditra anatiny ny fandrosoan’ny fotopisainana ‚ izay tsy hilàna famatsiam-bola avy any ivelany fa miankina amin’ny tsirairay . Raha tena te-handroso isika dia io

[vc_row][vc_column][vc_column_text]  Miisa 17 ireo voarohirohy sy voatonotonona tamin’ny raharaha fahamaizan’ny trano fonenan’ny mpianatra tao amin’ny Campus Universitaire Ambondrona Mahajanga ny 19 Febroary 2023 teo. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text]  Niakatra fitsarana omaly 13 Martsa 2023 ny raharaha ka nahazo taratasy fiantsoana teny amin’ny fitsarana ireo 17 voarohirohy tamin’ny 08 Ora maraina ‚

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Mitsingerina androany 14 Martsa 2023 ny taona nahaterahan’i Aziz Andriamanantsoa ‚ Ben’ny tanàna voafidy tao Bealanana. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Ny fahaizany miaina miaraka amin’ireo vahoaka tantsaha avy any Ambanivohitra sy fitsinjovany manokana ny vahoaka ao Bealanana ary fampandrosoana tanàna izay hivezivezeny hatrany ampitan-dranomasina hitadiavana ny mahasoa ny tanàna ao

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Efa samy manetsiketsika ny antoko politika misy azy ary miomana amin’ny fiatrehana ny fifidianana filoham-pirenena ny mpanao politika eto Madagasikara amin’izao ‚ manomboka mafana ny ady hevitra sy manehoan-kevitra ara-politika ‚ mandeha ny fitetezam-paritra sy faminganana madinidinika ataony sasany hoan’ny kandida izay atahorany. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Hatreto tsy mbola

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Tetikasa tena mahafinaritra ahy indrindra ary ataoko am-pitiavana hatrany ny manatona ny mponina mitondra ny hazavana maimaim-poana ho azy ireo. Hazavana izay hanilo ny tokantrano ary hanazava ny aty fo. Ary hatraty an-tany lavitra, Hoy ny filoham-pirenena raha nanolotra jiro mandeha amin'ny herin'ny masoandro tao

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Zavatra tena ankafizin'ny olombelona ny miray ‚ tsy mifidy saranga sy taona izany . Tsarovy tsara anefa fa zava-masina izy io. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Manomboka masin'andro anio ry namako sy anabaviko dia fadio ny manao firaisana amin'ity karazan'olona rehetra ity . Misy "échange d'énérgie" eo amin'ny olona roa rehefa miray. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Koa