a
FandraisanaInona ny vaovao ? (Takelaka 5)

Inona ny vaovao ?

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Efa tonga androany maraina ny 10 Oktobra 2024 i Dadju & Tayc mpanakanto avy any ivelanyβ€š hanao fampisehoana goavana ao Antananarivo renivohitry Madagasikara. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Misokatra hoan’olona rehetra mpankafy azy ka manana 35 000Ar ka hatramin'ny 550 000Ar ny fidirana ao amin’ny kianja Barea Mahamasinaβ€š izay

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Tsy fantatra mazava izay nanjo ity tovolahy tsy fantam-pihaviana ityβ€š olona nikasa hanao jangoany moron-drano no nahita azy nihantom-bozonaβ€š efa tsy nisy aina tao Tsaramandroso CU Antsohihy no nahitana izany androany tolakandro ny 10 Oktobra 2024. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Vory maro ny fokonolona tao an-tanΓ naβ€š niandry fahatongavan’ny

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Efa nisy ny fizarana tapakila isaky ny tokantrano voakasiky ny fizarana lay eny anivon'ny fokontanyβ€š ka ireny tapakila ireny no hoentina maka izany mba hisiany filaminana sy mba ahafahan’olon-drehetra misitraka ny lay misy odimokaβ€š hoy ny fanazavana nataon’ny tompon'andraikitra eo anivon’ny fahasalamana ato amin’ny

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Tokony ho tamin’ny 10 Ora maraina teoβ€š androany 11 Oktobra 2024 no may kila firehitra ireto trano miisa 11 tafo ao amin’ny kaominina Antsahabe Distrika Antsohihy ireto. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text]Tsy nisy olona tao an-tranoβ€š ahina ho nisy nandoro izy ityβ€š raha ny fanazavana voaray avy any an-toerana.[/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Β 

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Tsy misy atahorana hoy ny mpitsabo fa salama tsara izy efatra mianaka ( zaza kambana 03 sy ny Reniny). Efa tonga niarahaba sy nitondra fanomezana tahaka ny efa mahazatra azy hatrizay ny Fikambanana β€œCASHPOINT” eto Port Berge izay notarihan'Atoa Narcisse androany 11 Oktobra 2024. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text][aigpl-gallery

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Pasitera avy any Antananarivo nisandoka ho Zandary voasambotra tao Toamasina. Ny maraina ny Talata 08 Oktobra 2024 teo izy nanery mpivarotra finday manoloana ny gare routiΓ¨re ao Tanambao Vβ€š mba hanaraka azy. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Notazoniny (sΓ©questration) sy notereny handoa vola 400.000 ar mba hilaminan'ny raharaha ity

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Miaramila zazavao miisa 67 nahavita fiofanana ara-miaramila tato amin’ny Bataillon d'infanterie Antsohihy no naseho ambany faneva omaly 11 Oktobra 2024. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Miaro ny vahoaka sy ny fananany ary ny fiandrianam-pirenena no antom-pijoroan’ny miaramila eo anivon’ny Tafika Malagasy. Any Ambanivohitra no tena iasana fa manampy amin’ny

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Potika sy lasa lavenona avokoa ny ankamaroan’ny entam-barotra tao amin’ny Magazain’i TALIRA ao amin’ny kaominina Marovato Distrikan’i Port BergΓ©. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Tokony ho misasakalina teo no nisy nandoro izy ity raha ny fanazavana. Tsy mbola fantatra ny olona nahavanon-doza fa ireo olona takiana trosa no ahiana

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Na teo aza fahasarotana nisy dia nahery aho noho ny fanohanana nataonareoβ€š amboara maro no azoko koa mankasitraka atsika rehetraβ€š hoy izy nitondra teny fisaorana tamin’ny fanohanana azy nandritra ny fifaninana. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Anisan’ireo nahazo β€œtitre” betsaka indrindra i FELIMANCEβ€š tovolahy avy ao Antsohihy Little Mister

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Ao amin’ny Tranompokonolo Antsohihy no hanaovana CABARET miavakaβ€š miaraka amin’ny mpanakanto JAOJOBY ny Sabotsy 28 Septambra 2024 izao. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Ny fikambanana vadin’ny Polisy sy Polisy vavy na FIVAPOVA no mikarakara izany ho fanamarihana ny faha-63 ny Polisim-pirenena Malagasy . [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Contact : 034 01 914 17