a
FandraisanaInona ny vaovao ? (Takelaka 49)

Inona ny vaovao ?

[vc_row][vc_column][vc_column_text]  Niampatrampatra ny fatin’ireo olona tra-doza tao Ankazomborona ‚ nohentina ao Ambilobe . Vao maraina dia efa tonga nidodododo ‚ nankahery ireo fianakaviana namoy havana ‚ ny filoha lefitry ny Antenimierampirenena ao amin’ny Faritra Diana - Rtoa Jocelyne Maxime sy ireo tompon’andraikitra ara-panjakana maro. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text]  Mbola androany maraina

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Sambo kely haingam-pandeha nitondra olona 47 hivoaka antsokosoko any Mayotte no rendrika omaly 12 Martsa 2023 . Maty avokoa ny ankamaroan’ireo mpandeha ‚ Zaza amam-behivavy miisa 22 hita faty ‚ 23 voalaza fa avotra soamantsara saingy mbola karohina noho izy ireo lasa nandositra araka ny

[vc_row][vc_column][vc_column_text] 12Taona ny zoky indrindra ary 07 taona kosa ilay zandry amin’izy telolahy ireto . Tsy mianatra fa mitety trano mangata-bola sy sakafo no ataon’izy ireo raharaha andavan’andro. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text]  Mikarama manjaitra ny asany dadinay . Mbola kely izahay no nilaozany mamanay sy papanay nandeha any Marovoay ary napetrany

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Nomarihina tamin’ny fomba miavaka tao amin’ny Tranompokonolona Antsohihy ‚ omaly 11 Mars 2023 ny faha-20 taona ny fikambanana Zanaka Maevarano Miray na FIZAMAMI ‚ izay hitambarany zanaky ny kaominina 04 andalovany renirano Maevarano dia Ambaliha ‚ Andreba ‚ Ambodimadiro ary Befotaka avaratra . Vory maro

[vc_row][vc_column][vc_column_text]  Tandindin-doza ny fihavanana Malagasy ary manomboka very hasina ny soatoavina izay mampiavaka an’i Madagasikara amin’ny firenena maro noho ny fampahantrana sy fahasahiranan’ny vahoaka Malagasy ka very tanteraka ilay hoe « Aleo very tsikalakalam-bola toy izay very tsikalakalam-pihavanana » ‚ mivakivaky ary misara-bazana ny vahoaka noho

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Tao amin’ny Hôtel Les Roches Rouges Mahajanga no nanatanterahana famoahana ireo mpianatra andiany voalohany « Promotion SANTATRA » tao amin’ny EDSP Antsohihy. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Miisa 10 ireo mpianatra nahazo diploma “Licence en Droit privé”. Niatrika ny lanonana sady niahy manokana ireto mpianatra ireto ‚ ny Juge Lolita président

[vc_row][vc_column][vc_column_text]  Tsy araka ny resa-be aelin’ny sasany ny zava-misy momba an’i Depiote Jao Jean ‚ any amin’ny Nosy Maorisy izy sy Vaney's Harinomenjanahary vadiny ‚ manaramaso ny fahasalamany tahaka ny mahazatra sady miala sasatra ‚ raha ny fampitam-baovao voaray. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Miely mantsy fa marary mafy ao Antananarivo ity

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Any Toliara ny filoham-pirenena mivady sy mpikambana ao anaty Governemanta ary ny delegasionina miaraka aminy amin’izao . Tonga maro nitsena azy teny amin’ny seranam-piaramanidina ny vahoaka maro. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text]  Tsapako ny fitiavan’i Toliara ahy hatrizay ‚ tadidiko ny dia-tongotra niarahana namakivaky tanàna ny taona 2009 izay nanehoan’ny vahoakan’i