a
FandraisanaInona ny vaovao ? (Takelaka 48)

Inona ny vaovao ?

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Gaboraraka sy goragora no azo hilazana ny zava-misy eto Madagasikara ankehitriny . Rehefa tsy volamena ‚ bolongam-bolamena dia bolongany safira na trondro ary olona mihitsy aza misy manondrana an-tsokosoko‚ hoy ny olom-pirenena maneho ny heviny. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Tsy misy tohiny mazava momba ireo harem-pirenena mivoaka antsokosoko fa toy

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Hatreto dia tsy mbola miova fa manga ny lanitra eo amin’ny antoko Freedom izay tarihiny Lalatiana RAKOTONDRAZAFY ‚ Minisitry ny serasera sy ny kolontsaina amperinasa sy ny filoha mamimbahoaka Andry Rajoelina . Nanavao sy nanamafy ny fanomezan-toky amin’ny fanohanany ny filoham-pirenena ary mbola niantso indray

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Miisa 273 ireo mpiadina nandray anjara amin’ny fifaninana hidirana ho mpianatra polisim-pirenena Malagasy ‚ nisafidy ny ivon-toeram-panadinana Antsohihy faritra Sofia . 08 amin’ireo mpifanina no efa polisy fa manao “ concour professionnel ” hidirana sy hiakarana amin’ny galona “ inspecteur ” ‚ 43 mpifanina ho

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Inona no anaran’ity voankazo ity any aminareo ‚ iza no efa nihininana ary ahoana ny fandrenesanao ny tsirony ? [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] NB : Tsy misy amboniny lalàna ‚ Efa nandraisany lehibeny fepetra ilay mpitandro filaminana nanao herisetra tamin’ny vehivavy niteraka resa-be omaly iny . Noraisina an-tànana ihany koa

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Efa alina be aho no nantsoiny hanatona azy any amin’ny trano fandraisam-bahiny ( chambre ) iray ao Ankiririky . Tsy nisalasala aho nandeha ary niditra tao amin’ny efitrano nisy azy satria tsy vao sambany izahay no niaraka. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Nisy namana anefa izy tao kanefa tsy olàna io

[vc_row][vc_column][vc_column_text]  Tsy miaro ny mpanao ratsy ny Fanabeazana . Tsy ekena ny fanararaotana ara-nofo sy ny fanolanana atao indrindra amin’ny ankizy sy ny mpianatra . Masahia mitoroka ‚ Masahia mitory ‚ Masahia manasazy ‚ Io no nambarany Minisitry ny fanabeazam-pirenena ‚ Marie Michelle Sahondrarimalala ‚ manoloana

[vc_row][vc_column][vc_column_text]  Ny fahaizan’ny lehilahy mikarakara vatana ‚ volo ‚ tarehy ‚ nify ‚ hoho ( angofo ) madio miaraka amin’ny ranomanitra mifanaraka tsara amin’ny hoditra ary manaja vehivavy no mahatamana ireo andriambavilanitra ‚ hoy ny fanehoan-kevitra nataon’i Zoky vonjy tao amin’ny pejiny raha fintinina. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text]  Matetika tsy mivakiloha

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Nitsidika ny faritra Bongolava ‚ anatin’ny hetsika MIHAVA TOUR i Siteny Randrianasoloniaiko androany zoma 17 Martsa 2023 . Nandritra ny fandraisam-piteneny no nanambarany fa izy no tena mpandresy fa tsy sarin-tsariny ! [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text]  In-15 nadresy ( champion de Madagascar ) ary nivoaka tamin’ny haino aman-jery sy azo

[vc_row][vc_column][vc_column_text]  Ankoatrany fampandrian-tany sy fikarohana ireo mandika lalàna ary fanaovana famotorana ho fanarahana sy fampiharan-dalàna dia mandray anjara amin’ny fiarovana ny tanindrazana tsy ho potika sy fanatsarana fiainam-bahoaka ny Zandarimariam-pirenena ato amin’ny faritra Sofia. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Zana-kazo 2 000 fototra no voavoly tao amin’ny fokontany Mahialambo ‚ kaominina Ampandriakilandy