ANTSIRABE : MATY NOVONOIN’OLONA TAO VATOFOTSY ILAY RAMATOA MPANGATAKA⁉️
[vc_row][vc_column][vc_column_text] Nisy namono tao vatofotsy ANTSIRABE ny aliny 21 Martsa 2023 ‚ ity Ramatoa marefo efa somary nahazo taona ity . Noheverin’olona fa mpamosavy izy mivezivezy mitady sakafo sy toerana hatoriany amin’ny alina ka voadaroka. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Tsy mbola fantatra izay nahavanon-doza ‚ tsy misy mahafantatra ihany koa ny