a
FandraisanaInona ny vaovao ? (Takelaka 45)

Inona ny vaovao ?

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Araka ny fanambarana nataony Filoham-pirenena Andry Rajoelina dia hanomboka amin’ity taona 2023 ity fanamboarana ny lalam-pirenena faha-31 izay mampifandray ny Distrika Antsohihy sy Bealanana ary hitohizana hatrany Adapa izany raha fanazavana. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text]  Efa hatramin’ny taona 2022 no niely ny vaovao fa hiroso amin’ny fanamboarana sy fanaovana tara

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Tao amin’ny Club Super Taureau no nanaterahany fikambanana maintimolalin’ny Barikadimy ( Anciens B5 ) ny lanonana mitalakotrokotroka fifampiarabana tratry ny taona 2023 ny sabotsy 18 Martsa teo . Omby iray vositra matavy izay natolotry ny mpikambana iray ao anatiny no lavo teto ho nofon-kena mitam-pihavanana. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Fikambanana

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Nitondra fanazavana manoloana ireo kaomantera mafy nahazo azy ity mpanakanto vehivavy fanaka malemy ity androany. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Mangala honondraha anareo vendrana manaratsy ahy ireo fa tsy misy olona vise-ko tamin’iny publication nataoko iny . Efa adiny dimy ( 5h de temps ) taoriana vao namaly ny idolenareo ka

[vc_row][vc_column][vc_column_text] “Mentions très honorables avec Félicitations des membres de jury” no azony Dr MANANTSOA Clermond ‚ nandritra ny “Thèse de doctorat en sciences de l'Environnement” ‚ androany 20 Martsa 2023 tao Ambondrona Mahajanga ( grande salle de l'école de tourisme ). [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text]  « Approches socio-écologiques pour la préservation

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Mitovitovy endrika tamin’ny zavatra niseho nataony fitondrana taona 2002 ny zava-misy ankehitriny fa aza matahotra ianareo fa i Dada rehefa hanao dia hanao tokoa fa aza mihemotra ianareo ‚ midira ao anaty lisim-pifidianana fa io ihany afahantsika manova sy mitondra fampandrosoana hoan’ny firenena ‚ raha

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Tsy zaka intsony fa efa feno ny kapoaka amin’ny fanararaotana sy fanitsakitsahana zon’ny mpanjifa ataony orinasa JIRAMA ao Port Bergé . Manoloana ireo fitarainana maro izay voarainy Ben’ny tanàna dia miantso fivoriany mpanjifa sy vahoaka ao Port Bergé ny Ben’ny tanàna Adolphe Fiarema ny alarobia

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Androany 19 Martsa 2023 ‚ tokony ho tamin’ny 07 Ora ariva teo no raikitra ny savorovoro tao Antetezantona Toamasina . Lehilahy iray niditra ankeriny tao anaty tokantrano iray niaraka amin’ny basy sady nandrahona hitifitra olona tao anaty trano. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text]  Nisy nahatsikaritra anefa fa basy kilalao ity nohentiny

[vc_row][vc_column][vc_column_text]  Nilaza ho tsy nanambady ary vonona hapakatra ity tovovavy avy aty Madagasikara ity ilay antilahim-bazaha misotro ronono mipetraka any Maurice . Rehefa nifankatia naharitra tato amin’ny tambazotran-tserasera Facebook izy roa dia niantohany ny saran-dalan’ilay tovovavy sy ny mombamomba azy mba ho tonga any Maurice. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Tonga tokoa

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Gaboraraka sy goragora no azo hilazana ny zava-misy eto Madagasikara ankehitriny . Rehefa tsy volamena ‚ bolongam-bolamena dia bolongany safira na trondro ary olona mihitsy aza misy manondrana an-tsokosoko‚ hoy ny olom-pirenena maneho ny heviny. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Tsy misy tohiny mazava momba ireo harem-pirenena mivoaka antsokosoko fa toy

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Hatreto dia tsy mbola miova fa manga ny lanitra eo amin’ny antoko Freedom izay tarihiny Lalatiana RAKOTONDRAZAFY ‚ Minisitry ny serasera sy ny kolontsaina amperinasa sy ny filoha mamimbahoaka Andry Rajoelina . Nanavao sy nanamafy ny fanomezan-toky amin’ny fanohanany ny filoham-pirenena ary mbola niantso indray