DEPIOTE ROSSY : AVELAO NY SOLOMBAVAMBAHOAKA HAMORY OLONA FA NY PREZIDANAY NO MAHAZO TSINY‼️
[vc_row][vc_column][vc_column_text] Ilazàna ny lehiben’ny zandary any mananjary fa azony Depiote atao ny mamory vahoaka . Ny miteny hoe FIDIO AHO na FIDIO RANONA kosa tsy azony atao . Ato i DADA RAVALOMANANA SY NY AKAMA DEPUTE TODISOA ‚ avela hanao famoriam-bahoaka sy mizara nofon-kena mitam-pihavanana eny