a
FandraisanaInona ny vaovao ? (Takelaka 43)

Inona ny vaovao ?

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Sehatra iray afahana mitaiza ireo ankizy sy ireo tanora mba ho lasa olom-banona sy tompon’andraikitra ary mandray andraikitra eo amin’ny fiarahamonina misy azy ny skoto. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Vaovao ny taona ‚ vaovao ny fomba fiasa ary hisy zava-baovao ho fanatsarana ny fikambanana ‚ hoy ny Filohan’ny Skoto FLM

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Tsy mbola fantatra izay nitory sy antony fitoriana ity mpanao gazety sady tompony gazety mivoaka isan’andro ( LA GAZETTE ) ity fa tamin’ny 08 Ora alina teo no vita fihainoana azy teny amin’ny fitsarana ambaratonga voalohany Anosy Antananarivo ary nahiditra am-ponja vonjimaika izy avy eo. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Tsy

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Tsy ekenay ny fampijanonana tsy ara-potoana sady tsy ara-dalàna ny asan’ny HCDDED ; Tsy ekenay ny anjonjay atao amin’Atoa NAVONY Pierre Lenoble izay filohan’ny HCDDED noho ny fahasahiany mijoro sy miteny ny zava-misy marina ; Entanina ny zanaka Sofia jiaby mba hitambatra ‚ hijoro hanohitra

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Ity ilay lalam-pirenena faha-31 izay mampifandray ny Distrikan’i Bealanana sy Antsohihy izay nolazain’ny Filoham-pirenena sy Praiminisitra fa hamboarina ‚ hatao tara ( goudron ) ary ho tohizana hatrany amin’ny Distrikan’i Andapa. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Tsy afaka ireo kamiao ary nikatso teo Antsaramaso ny fifamoivoizana ka raikitra ny tanamaro ‚

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Mafy ny manjohy ireo mpitandro filaminana amin’izao toedraharaham-pirenena manomboka mafana izao . Efa hatramin’ny omaly no tonga teny amin’ny toerana hanatanterahana tatitra ataony Solombavambahoaka sy hetsika MIHAVA TOUR izay 08km miala ny tanàna ao Mananjary ‚ toeran’ny Depiote Haja ( Domaine privée ) ‚ ireo

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Aza magnejiky namagna fa alaivo modely izy raha ohatra ka mahafinaritra anao olona tsirairay samy amin’ny lalagña nanaovan-Jagnahary azy [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Io ny hafatra nalefany mpanakanto Vaney's Harinomenjanahary tao amin’ny pejiny amin’izao faraparany herinandro izao. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row]