a
FandraisanaInona ny vaovao ? (Takelaka 42)

Inona ny vaovao ?

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Miisa 35 ireo manam-boninahitra sy Jeneraly nisitraka fampakarana galona , ankoatran'ny Minisitry ny Fiarovam-pirenena izay nahazo fisondrotam-moninahitra ho « Général de Corps d’Armée » . 23 ireo Kolonely nahazo ny laharam-boninahitra « Général de Brigade » raha 12 nahazo « Général de Division » .

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Mijoro ny Federasiona hiraisan'ny Fikambanan'ny mpanao gazety eto Madagasikara, maneho ny ahiahiny ‚ manoloana ny tranga izay niseho ny faran'ny herinandro teo, mikasika ny fisamborana sy ny famonjana vonjimaika ny Filoha Tale Jeneralin'ny “La Gazette de La Grande île” ka nanao izao fanambarana izao. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Manameloka ny

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Renim-pianakaviana 97taona i Bebe Marie ‚ latsa-danomaso izy nitaraina tamin’ny mpanao gazety fa nibodoin’olona ny taniny izay novidiny 2000Ar tamin’ny fotoan’androny . Lazainy fanjakana fa rovitra moa ny taratasiny ka nijoro nanampy azy ary nanaramaso toe-draharaha ny Minisitry ny tompon'andraikitra ka vita soamantsara ny titra

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Ity barika be ity no hakan’ireo mpivarotra solika amin’ny sisiny ‚ ny lasantsy eo amin’ny STATION iray ao Mandritsara . 6500Ar no hivarotan’izy ireo ny litatry ny lasantsy ‚ raha 6100Ar ny vidiny hividianana azy eo amin’ny STATION voalaza etsy ambony. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Iray na roa andro ihany

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Tao anaty harona plastika ‚ anaty lakandrano ‚ efa ho simba ny nofo mangatsikan’ity zazakely vao herintaona monja ity no hitany fokonolona tao Antamandroso Andrefana - Moramanga. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Efa eo ampelatanany Zandarimariam-pirenena ny raharaha ankehitriny fa nanazava kosa ilay Reniben’ilay Zaza fa ahiana ho olàna nisy teo

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Randrianarisoa Elysé na IARIS no anarany ‚ dahalo raindahiny efa ela nikarohina ‚ anisany tompon’antoka tamin’ny fanafihina sy fandorana trano tao Ankazobe Ambohidratrimo ny taona 2022 izy. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Mbola nanohy ny fampihorohoroana sy fanafihina tahaka ny mahazatra azy izy omaly 25 Martsa 2023 ‚ ka namono olona