a
FandraisanaInona ny vaovao ? (Takelaka 41)

Inona ny vaovao ?

[vc_row][vc_column][vc_column_text]  Efa hatramin’ny omaly 24 Martsa 2023 no nasain’ireo mpitandro filaminana narodana ny lampihazo izay najoro amin’ny toerana hanatanterahany Depiote Haja voafidy tao Mananjary ‚ ny tatitra hoan’ny vahoaka sady fihainoana ny feom-bahoaka amin’ny hetsika MIHAVA TOUR izay ataony Depiote Siteny Randrianasoloniaiko sy ireo mpiaradia aminy

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Ampolony ireo naratra ‚ telo eo no tena naratra mafy ‚ misy ireo torana vokatry ny lozam-piarakodia nitranga tao Anjiabe ‚ fokontany Anjiajia Kaominina Ankerika Distrika Antsohihy androany maraina ny sabotsy 25 Martsa 2023. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text]  Maty tampoka teo ampiakarana Anjiabe ity fiara ity no tapaka hisatra ka

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Any Antananarivo ‚ mamonjy fivoriamben’ny Administrateur civil ‚ ny lehiben’ny Prefektiora sy ireo lehiben’ny Distrika maro eto Madagasikara . Nisy ny fanomezana fiara tsy mataho-dalana hoan’ireo Distrika voakasika izany ka tsy diso anjara ny Distrikan’i Bealanana sy Mandritsara ary efa samy nahazo ny azy izy

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Miankina amin’i Président Rajoelina ny hisian’ny filaminana eto amin’ny firenena na tsia, mialoha sy aorian'ny fifidianana . Aleo halalaka ny fanehoan-kevitra sy famoriam-bahoaka ho an'ny rehetra. Aoka hifampidinihana ny mahakasika ireo rafim-panjakana (CENI, HCC) hitantana sy hikarakara ny fifidianana . Aoka hifampihaino isika samy Malagasy

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Handalo sy hamakivaky ireo Distrika ato amin’ny faritra Sofia ka mety hisy ny fanaovam-beloma farany amin’ireo Distrika izay andalovany fa hoampitaina eto ihany raha misy vaovao sy tsara ho fantatra momba fitondrasana azy mody any Androna. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Mirary azy handry ampiadanana [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row]

[vc_row][vc_column][vc_column_text]  Niditra any anaty faritry ny oniversite ireo mpitandro filaminana nikarapaka sy nandefa bomba mandatsa-dranomaso tamin’ireo mpianatra ao Votovorona omaly 23 Martsa 2023 . Lehilahy mpianatra iray sy vehivavy mpianatra iray no voasabotra nandritra ny savorovoro ‚ voalaza fa nanaparan’ireo mpitandro filaminana herisetra tanteraka io vehivavy