a
FandraisanaInona ny vaovao ? (Takelaka 40)

Inona ny vaovao ?

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Olona 15 hatreto no voalaza fa atao famotorana momba ny raharaha fiparitahan’ny fifampiresahana nataon’ny SEG sy Filohan’ny Repoblika . Raha ny vaovao miely dia tsy latsaky ny 80 ireo mpikambana ao anatin'ny groupe whatsapp an’ny zandarimaria naharay ilay horonam-peo. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Mety ho sivily mety ho olona eo

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Naneho ny heviny manoloana ny fivoahan’ny feon’ny filoham-pirenena nanome baiko momba ny fandraisana fepetra haingana hoan’olona nandroba mpamily BAJAJ tao Sambava nandritra ny hetsika fitakiana ny vahaolana momba ny lavanila ny volana Martsa 2023 teo. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Tsy alehany ary tokony hiverina hianatra ny mpiaramiasa amin’ny filoham-pirenena izay

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Ankoatrany fametrahana ho ara-dalàna ny vovonan’ny tanora Sofia ( PLATEFORME DES ASSOCIATIONS DES JEUNES SOFIA ) sy nandinihana ny drafitr’asa 2023 dia nisy ny fambolen-kazo honko tao Antafiampatsa kaominina ambonivohitry Antsohihy ny sabotsy 01 April 2023 teo. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Miaro ny ranomasina tsy ho tototry ny loto ‚

[vc_row][vc_column][vc_column_text]  Nandrika ny rà teo amin’ny arabe ‚ Lehilahy iray voalaza fa efa hamonjy fodiana no voahitsaky ny "camion" teo amin’ny lohany ka maty tsy tra-drano tao Antsivatrinikamo Antsirabe ny ariva teo. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Niparitaka teo amin’ny arabe ny betrony ary lasa nandositra ilay mpamily sy camion nahavanon-doza. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row]

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Tsapan’ireo manampahaizana sinoa fa betsaka amin’ireo mpifankatia izay mifanalavitra no sahirana sy mila fahafinaretana amin’olon-tiany ka nanaboatra ity fitaovana misary molotra ity mba afahany mpifankatia mifanoroka amin’ny alalany finday tahaka ny ahitantsika azy amin’ny sary izao. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Raha tonga eto Madagasikara angamba betsaka ireo mety hanjifa izy

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Nodarohany mpitandro filaminana bomba mandatsa-dranomaso ireo mpianatra manao fihetsiketsehana ‚ mitaky zo-ny amin’ny tokony hanomezana ny vatsim-pianarana 05 volana ‚ izay adidin’ny fitondram-panjakana ny fandoavana azy. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Mpianatra iray voalaza fa efa voasabotra hatreto raha ny fampitam-baovao voarainay . Mitohy ny hetsika ary tsy hijanona raha tsy

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Nomen’ireo mpikambana ao anatin’ny antoko politika TGV ao Sambava ankanjo sy lambahoany volomboasary vaovao izay misy sarin’ny filoham-pirenena Andry Rajoelina ‚ ilay lehilahy nitondra Bajaj ‚ voaroba nandritra ny fitakiana vahaolana momba ny seham-pihariana lavanila ka niteraka resa-be teto amin’ny firenena. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text][aigpl-gallery id="8705"][/vc_column_text][/vc_column][/vc_row]

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Tabataba sy fandorana kodiarana vao maraina ho fitakiana vatsim-pianarana 05 volana no nanombohan’ireo mpianatra ao Ambondrona ‚ Oniversiten’i Mahajanga ny herinandro vaovao sy volana April 2023. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Vatsim-pianarana tsy voaloa‚ fotodrafitrasa tsy zarizary ‚ zo maro no voahitsakakitsaka eny amin’ny Oniversitem-panjakana maro eto Madagasikara . Daroka bomba

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Ny talata alin’ny 28 Martsa 2023 no maty nodarohiny vadiny hazo tao anaty tokantranony itompokovavy Joeline monina ao Ambodisaina Toamasina II . Noheveriko ho nampirafy ahy izy ‚ nodarohiko tamin’ny hazo ka maty tsy tra-drano ‚ nofonosiko lamba izy aveo naleviko teo an-tokotaninay . Mody