a
FandraisanaInona ny vaovao ? (Takelaka 4)

Inona ny vaovao ?

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Β«Festival de baleine Anosy d’Antananarivo???? Ambarao ny marina aaah. Tsy niteny zaho ôôô. Tsy niteny zaho fa niagaviana aaa ! Zaho tsy hitonona ny anaran'olona ao ambadik'io projet io oo. Ambarao ny marina aaa! hoy Koto Lilahimahitsoambo naneho ny heviny momba ny fanatanterahana

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Manao trano ao kaominin'Ampanefyβ€š ary mbola tonga nanatitra akora tany izy ny talata maraina ny 22 Oktobra 2024 teo. Tsy naharenesam-baovao intsony izy taorian’izayβ€š raha tsy efa vatana mangatsikaβ€š tsy nisy aina, tsy nisy akanjo fa mifono lamba fotsy sisa nakarina avy tao an-davadranoβ€š

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Niantso sy nampita vaovao tamin’ny Zandary avy hatrany ny olona tsara sitra-po tao amin’ny fokontany Behorefoβ€š CU Andilamena raha nahita andian-dahalo miisa 05 mirongo basy mandroaka omby halatra tao Ambodifamelonaβ€š 10km miala ny tanΓ na. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Nidina haingana teny an-kianja ny Zandary rehefa nahazo vaovao. Raikitra

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Efa tonga ao Toamasina sy any Toliara ireo vary nafarana avy any Pakistanβ€š hamatsiana ny vahoaka Malagasy. Efa azo jifaina eny an-tsena amin’ny vidiny 145 000Ar ny iray gony ary 2 900Ar ny iray kilao miala any amin’ny mpamongadyβ€š raha ny angom-baovao voaray. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Ankoatran’io

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Voaheloka 15 taona an-trano maizina sazy mihatra noho ny vonon’olona ny taona 2019 ity rangahy manao ankajo mavomavo izay voasambotra tamin’ny raharaha fakana an-keriny (kidnapping) tao Iavoloha ny volana septambra 2024 teoβ€š raha ny angom-baovao. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Voasambotra noho ny ezaka nataon’ny mpitandro filaminana izy ny

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Nivoaka tamin’ny 04 Oktobra 2024 teoβ€š ny Mpianatra nahavita fianarana tao amin’ny IFPS (Institut de Formation ParamΓ©dicaux Sofia) izay miisa 118 (44 Sages femmes + 74 InfirmiΓ¨res). Andiany faha-10 izay nampitondraina anarana β€œPROMOTION FANEVA” ireto nivoaka ireto. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Miavaka tanteraka izy ireo noho ny fahaizana

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Nihaona tamin’ny Minisitry ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa, Pr CHAMINAH Loulla tao amin’ny toeram-piasany ny Filoha Mpanorina ny ONG MAlagasy MobilisΓ©s pour l’Action (MAMOA), Atoa RATSIMBAZAFY Yasser Gerardain, ny 09 Oktobra 2024. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Nifantoka tamin’ny famahana ny olan’ny rano eny anivon’ny Β« CitΓ©s

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Vita androany 09 Oktobra 2024 ny antsapaka ny laharan’ireo kandida 04 nahafeno antotan-taratasy firotsahan-kofidiana sy nahazo fankatoavana tamin’ny OVEC ho Ben’ny tanΓ na ny kaominina Ambonivohitra Antsohihy : - NΒ°01 : Victor Mickey dit AMADAβ€š - NΒ°02 : Mara DonnΓ©β€š - NΒ°03 : Vanessa Justicia dite Vaney's Tsara

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Fiara Sprinter iray may kila teo anelanelan'ny Maevatanana sy Ambondromamy alina. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Fiara avy any Antananarivo handeha any Majunga izy ityβ€š raha ny fanazavana. Tsy mbola fantatra ny antony nahatonga ny loza. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row]

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Eto amin’ity toerana ity no maka rano sotroina sy hanasana lamba ary ampiasaina ao an-tanΓ na ny mponina ao amin’ny tanΓ na antsoina hoe Mazavasoaβ€š fokontany Lintaβ€š kaominina Antsatramidola Distrikan’i Mandritsara. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Tianay raha mba atao β€œbΓ©ton - ciment” manodidina azy ity amin’izay tsy very ny ranoβ€š