a
FandraisanaInona ny vaovao ? (Takelaka 39)

Inona ny vaovao ?

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Mba afahany vahoaka miaina ao anatin’ny fitoniana sy filaminana amin’ny fiatrehana ny fetin’ny paska dia nanapa-kevitra ny hanamafy ny fanarahamaso ny "OMC Élargie" izay tarihiny lehiben’ny Prefektiora Antsohihy ato amin’ny faritra Sofia - Naryson Roch Léopold. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Betsaka ny fiara mivezivezy rehefa atoandro ‚ mamonjy ireny toerana

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Misokatra amin’olona rehetra ny antoko TGV izay manohana ny filoha Andry Rajoelina ‚ atokisanay 500/100 ny fahalanian’ny filoha amperinasa . Manokatra varavarana hoan’izay vonona hiarahiasa izahay mba tsy handaniana vola be intsony amin’ny fihodinana faharoa ‚ mba ho vita 09 Novambra 2023 io ny fifidianana

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Mifanampy ny mpitandro filaminana sy ny tompon’andraikitra misahana ny fitaterana an-tanety ( ATT ) ato amin’ny faritra Sofia ho fisorohana ny loza mialoha sy mandritra ary aoriany fetin’ny paska mba hahateraka ilay fanamby napetraky ny ministera dia PASKA IREN-DOZA. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Nisy araka izany ny fanentanana sy fanairana

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Nokasaina hanaovana fanafihina mitam-basy ‚ hampihorohoroana ny vahoaka Malagasy ireto basy sy bala very tao amin’ny fonjan’ny vavatenina ireto raha ny fanazavana . Mpandraharaha ny fonja miisa 03 ary olona efa voafonja miisa telo no voarohirohy sy nahiditra am-ponja vonjimaika momba ity raharaha ity raha

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Varavaran-kely midanadana ‚ trano mikorontana sy toerana fitoeran’entana babangoana no nivantaniny Rico ‚ Tovolahy mpanamboatra ordinateur ‚ téléphone portable sady mivarotra accessoires ao Ambalabe Est akaiky ny parkazin’ny BUS ‚ kaominina ambonivohitry Antsohihy ‚ androany 05 April 2023. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Nisy namaky tamin’ny alina ity toeram-piasana ity ka

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Tsy tonga saina mihitsy ny Sekreteram-panjakana miadidy ny Zandarimariam-pirenena na efa natao anjorom-bala sy nasaina nisikina pataloa malalaka tsisy lasitika tamin’ny lanonana fahatsiarovana ireo mahery fo maty hoan’i Tanindrazana ny 29 MARTSA 1947 izay natao tao Mozole sy tao Moramanga. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Tsy isan’ireo nijoro niaraka tamin’ny manam-boninahitra