a
FandraisanaInona ny vaovao ? (Takelaka 38)

Inona ny vaovao ?

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Nitsidika ny faritra Sofia ‚ Antsohihy izay renivohitry ny faritra Atoa Hajo ANDRIANAINARIVELO - filohan’ny antoko politika MMM ( Malagasy Miara Miainga ) androany 08 April 2023 ‚ nitafa mivantana tamin’ny vahoaka ary nifanakalo hevitra amin’ny hitondrana ny fampandrosoana sy hamahana ireo olàna maro atrehin’ny

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Vary amin’ny gony sy kojakoja maro toy ny koveta ‚ sio ‚ kopy sns no nohentin’ny fikambanana tanora TMT ( Tanoran’i Mandritsara Tompon’andraikitra ) hoan’ireo voafonja ao amin’ny fojaben’i Mandritsara ny faraparany herinandro teo. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Nitondra teny fisaorana ireo voafonja ‚ torak’izany koa ny solontenan’ireo mpandraharaha ny

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Faritra Sofia rakotr’ala maitso no tanjona ‚ niaranihentana ireo V.O.I ( Vodron’olona Ifotony ) tao Ambalarano ‚ nanao fambolena zana-kazo honko tamin’ny velaran-tany 08Ha tao Ankingamôlatra Fkt Ambalarano ‚ kaominina Ambodimandresy Antsohihy. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Nanampy sy nanohana ny hetsika ny Ministeran’ny tontolo iainana sy fandrosoana lovain-jafy izay soloin’ny

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Herintaona katroka izay no nisian’ny fifampiresahana tamin’ireo vahiny italiana sy ny Governoran’ny faritra Sofia amin’ny hisian’ny fiarahamiasa eo amin’ny mpandraharaha vahiny sy ny faritra Sofia . Nampahafantarina ireo vahiny tamin’izany ireo vokatra sy maha tany lonaka ny faritra Sofia izay misy karazan-javaboary maro ‚ harena

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Nanao tentina amin’ny tarehy sy naneho kolontsaina marolafy ary nanao dihy Bahoejy nandritra ny hetsika nokarakarainy Orinasa STAR ANTSIRABE amin’izao fetin’ny paska izao ny tanora mpianatra mivondrona ao amin’ny FI.TE.SOF ( Fikambanana Teraka Sofia ) ao Antsirabe androany sabotsy 08 April 2023. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Nisongadina manokana izy ireo

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Hita ato amin’ny BOUTIQUE HASAMBARANA avokoa ny lamba sy kojakoja ilainy zaza vao teraka hatramin’ny 12 volana ‚ na zazalahy na zazavavy . Ampitan’ny BAR VOLVO taloha ‚ moron-dalana ambadika Coiffure Cathy taloha - Ambalabe Ouest Antsohihy [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] +261 32 77 743 05 ny laharana azahoana ny