AENOA DIEGO – PIQUE NIQUE PLAGE RAMENA
[vc_row][vc_column][vc_column_text] Naneho firaisankina ary niara nitsangatsangana tany amoron-dranomasina ( PLAGE RAMENA ) izay misy tora-pasika sy ranomasina madio ireo tanora mpianatra zanak’Antsohihy mandranto fianarana ao amin’ny Oniversiten’Antsiranana izay mivondrona ao amin’ny fikambanana AENOA «Association des Étudiants Nord Originaire d'Antsohihy». [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Tany an-toerana niaraka tamin’izy ireo ‚ ny solontenan’ny