a
FandraisanaInona ny vaovao ? (Takelaka 36)

Inona ny vaovao ?

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Mpikarakara zava-maneno ao amin’ny fiangonana katolika‚ nandeha maraina nanokatra fiangonana sady handamina ireo zava-maneno fa handray lamesan’ny mpianatra ny alarobia 17 Mey 2023 teo no nahatsikaritra voalohany fa tsy tao ampiangonana ary nanjavona ny “ampli” vaovao‚ novidin’ny fiangonana amin’ny sarany 03 Tapitrisa Ariary mahery. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Natao filazana

[vc_row][vc_column][vc_column_text] 20 Mey 2010 - 20 Mey 2023‚ Feno 13 taona androany ny namoizana ny Chef GP2 RAMAROSON dit VAZAHA‚ Tànan-kavanan’ny Kolonely Lylyson tamin’izany fotoana. Izy no naman’ny Kolonely Lylyson nampandry tany sy nifanehitra tamin’ireo dahalo raindahiny‚ mpampihorohoro vahoaka tany atsimo. Lavo nandritra ny fifandonana teo

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Natomboka androany 19 Mey 2023 ny fivoriana niarahana tamin’ireo mpiaramiombon’antoka amin’ny fiarovana ny atiala any amin’ireo faritra mando aty amin’ny tapany avaratrin’ny Nosy( SOFIA - SAVA - DIANA ). Dinika fanatsarana ny asa miaraka amin’ny WWF izay miahy manokana ireo atiala ireo‚ fitadiavam-bahaolana manoloana ireo

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Bisikleta miisa 1116 sy taratasy fifanarahana arak’asa hoan’ny mpampianatra miisa 692 no hozaraina eo amin’ny kianjan’ny travaux Antsohihy rahampitso sabotsy 20 Mey 2023. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Efa tonga hatramin’ny fiandohan’ny herinandro ireo fitaovana miaraka amin’ny kapan-jazakely mpianatra amin’ny gony maro‚ efa tonga ihany koa ireo mpampianatra hisitraka fifanarahana arak’asa

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Lasan’ireo tsy mataho-tody ny vola be nohentin’ity Tovolahy ity. Avy naka vadiny izay manao Cashpoint izy no maty voatifitra teo 67ha - Antananarivo‚ omaly arivan’ny 18 Mey 2023. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Mpitandro filaminana‚ miasa eo anivon’ny Zandarimariam-pirenena ao Betongolo Antananarivo ity tovolahy 35 taona maty voatifitra omaly ity‚ Éphrem

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Tsy nisy fanazavana fa ity sarin’ny taratasy milaza fa “FAKE” na osoka ity taratasy voalaza fa fifanarahana nataon’ny filoha Hery Rajaonarimampianina sy filoha Marc Ravalomanana - Ofisialy ity no hita tao amin’ny pejin’ny Tiako i Madagasikara androany. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Ny tantara sy ny zava-misy ho avy no hanamarina

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Feno fandrebirebena sy fanabadoana ary anjakan’ny fitiavan-tena tanteraka ny sehatra ara-politika eto Madagasikara hoy ny olom-pirenena maneho ny heviny. Raha nilaza fa tsy manaiky sy tsy mankasitraka ny fametrahana tetezamita ny mpanohitra izay tarihin’ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana sy ny avy ao amin’ny antoko

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Ny olona variana mifety sy mitady vola nandritra ny PIQUE NIQUE tao Anjiabe ‚ ny sasany kosa manararaotra mangalatra. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Very tao Anjiabe omaly 10 April 2023 tokony tamin’ny 06 Ora ariva ity BISIKLETA FOTSY marika “VK KET” ity . Koa hanao antso avo amin’izay mahita na