a
FandraisanaInona ny vaovao ? (Takelaka 34)

Inona ny vaovao ?

[vc_row][vc_column][vc_column_text] “Camions Citernes” miisa 02, “Tracteurs” miisa 04, “Remorques” miisa 03 no potika ravan’ny afo tao amin'ny garazy iray Antanimalandy Mahajanga ny tolakandro teo. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Andrana natao tamin’ny fampiasana “poste soudure” no voalaza ho nahatonga ny loza izay namoizana fananana miteti-bidy ny 02 miliara ariary‚ araka ny fampitam-baovao

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Aty Antsohihy renivohitry ny faritra Sofia‚ nitarika atrik'asa tao amin’ny Maison des élus Atoa Fidimiafy Roger‚ Mpanolotsaina sady tompon’andraikitra miahy ny faritra Sofia avy any amin’ny CENI foibe. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Dinik’asa fanentanana sy famporisihana ireo vaomiera ifotony mpanisa mpifidy ato amin’ny faritra Sofia ary fizarana ny vola tambin-karaman’izy

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Taoriany hetsika sy fitakiana mavaivay izay niafara tamin’ny fandrobana olona nanao ankanjo volomboasary tao Sambava sy tany amin’ny faritra SAVA dia nidina ifotony ny filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina ‚ hitondra vahaolana momba ny seham-pihariana lavanila izay nampitaraina ny vahoaka an-taonany maro. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Eo ampiandrasana ny kabary sy

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Akoatrany fandraisana an-tànana sy fiahiana manokana ireo ankizy sahirana dia efa misy fotodrafitr’asa momba ny sekoly sy fanatsarana ny faripiainan’ireo ankizy sahirana ao Befandriana avaratra faritra Sofia no ataon’ireo vahiny avy any ivelany ‚ izay tonga nihaona sy nitafatafa tamin’ny Governora Faritra Sofia momba ny

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Mamelona faritra 10 amin'ireo 23 misy eto Madagasikara ny seha-pihariana lavanila. Isika eto Madagasikara ihany koa no mamokatra lavanila betsaka indrindra maneran-tany . Misedra olana anefa ity sehatra ity amin'izao fotoana izao ary ahiana ny hisian'ny fizarazarana . Tsy hitazam-potsiny manoloana ny zava-misy ny tenako fa

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Loharanom-baovao avy amin’ny olona tsara sitrapo no nahafantaran’ireo Polisy fa efa eny an-kianja ireo olon-dratsy 04 hanao fanafihina miaraka amin’ny basy ny marainan’ny alarobia 12 April 2023 . Tonga ara-potoana ny Polisy avy ao amin’ny FIP ka raikitra ny fifanjevoana tokony ho tamin’ny 09 Ora

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Tafakatra hatramin’ny 553 906 ny iisan’olom-pirenena nisoratra anarana anatin’ny lisim-pifidianana ato amin’ny faritra Sofia raha ny antotan’iisa vonjimaika navoakany ny CENI omaly 11 April 2023. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Laharana faha-03 amin’ny faritra 23 izy ary izy ‚ raha ny faritra Analamanga sy Vakinankaratra no mitana laharana voalohany sy faharoa. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Tsikaritra

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Hetsika « Opération Gâteau » nokarakarainy mpiray fanantenana anatin’ny fiangonana iray ao Mandritsara nandritra ny fetin’ny paska no nitera-doza ka namparary olona an-jatony . Raha ny antotan’iisa voaray hatreto dia 109 ireo namonjy toeram-pitsaboana fa narary vokatry ny fihinanana io mofo mamy io ka 30