RAHARAHA MOMBA NY FIP SAMBAVA : NANAO FANAMBARANA POLISIM-PIRENENA‼️
[vc_row][vc_column][vc_column_text] Manoloana ny trangana fandratrana olona voalaza fa nataona Polisy miasa ao amin'ny FIP Sambava izay nivoaka tamin'ny tambazotran-tserasera FB dia mampahafantatra ny Polisim-pirenena fa efa mandeha ny fanadihadiana amin'izao fotoana izao ahitana ny zava-niseho tena marina. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Ny zava-misy aloha dia fantatra fa nandritra ny savorovoro dia