ANDILAMENA : MATY VOATIFITRA I JACQUELIN dit JAKY MENA‚ MPAMERIN-KELOKA‚ RAINDAHINY AMIN’NY HALATR’OMBY SADY MPANAO FANAFIHANA MITAM-BASY‼️
[vc_row][vc_column][vc_column_text] Betsaka ireo olona mivezivezy mamonjy kariera ao amin'ny fokontany Antsomangana kaominina ambanivotra Bemaitso distrika Andilamena tatoato‚ izay mandalo ny lalam- pirenena faha-03A (RN 3A). Ho fitandroana ny filaminana sy hialan’ny tebitebin-tsain'ireo vahiny tonga maro mitady ravinahitra any an-toerana dia nisy ny fisafoana tampotampoka tamin'io lalam-