a
FandraisanaInona ny vaovao ? (Takelaka 31)

Inona ny vaovao ?

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Nifandimby nitondra teny fampionana sy fankaherezana ny fianakavian’ itompokolahy SALIMO ALY dit Papan’i Lydio Olizara ny vahoaka teto Antsohihy hatramin’ny fotoana namoizana azy ary mitohy isan’andro izany mandrapaha hanitrihana azy. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Androany 26 Mey 2023 no niara nanao rodobe ireo tompon’andraikitra ara-panjakana eto Antsohihy renivohitry ny faritra

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Tovovavy 27taona‚ Tanora katolika‚ mivondrona ao amin’ny fikambanana TAMPIKRI avy aty amin’ny faritra Sofia fa mitady ravinahitra ao Ambanja i Pascaline na Nomenjanahary Pascaline Marie Fazila no tena anarany. Maty nisy namono tamin’ny fomba mahatsiravana teo akaikin’ny Tetezana Sambirano izy ka omaly maraina ny alakamisy

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Nanao fihetsiketsehana ary mitaky ny hanesorana ny Ben’ny tanana ny vahoaka maro monina sy mipetraka ao amin’ny kaominina Ambaratan’i Sofia‚ Distrika Bealanana omaly 25 Mey 2023. Nofantsihin’izy ireo ny varavaran’ny kaominina izay misy ny biraon’ny ben’ny tanàna Roger ary nasiana sora-baventy «TSY MISOKATRA RAHA TSY

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Tao Mandritsara no namaranan’ireo delegasionina notarihin’ny Minisitra Tokely Justin sy ireo Tale Jeneraly avy ao amin’ny fiadidiana ny Repoblika‚ avy eo anivon’ny ministera ary ireo solotenam-panjakana ifotony izay notarihiny Governoran’ny faritra Sofia sy ny Lehiben'ny Prefektiora Antsohihy ka nontronon’ireo Solombavambahoaka‚ Ben’ny tanàna maro. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Noresahin’ireto nilaza fa

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Basy vita gasy sy fanafody mahery no hentin’ireo dahalo mandrava omby sy mampihorohoro ireo ny tantsaha eny Ambanivohitra. Nisy ny fitarainana nataon-dRamatoa iray very omby ny findohan’ny volana Mey 2023 teo ka nametraka paikady handravana ny zohy fieren-jiolahy ao atsimon’ny kaominina Andrevorevo Distrika Analalava. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Nidina tany

[vc_row][vc_column][vc_column_text] AVANDRA : io indray no malaza ao Antananarivo‚ faritra Analamanga ny tolakandro teo. Raha toa ka ny firongatry ny valala no nanamarika ny herinandro teo tany Fianarantsoa. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text][aigpl-gallery id="9560"][/vc_column_text][/vc_column][/vc_row]

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Tao Befandrama no niasa tao anaty fe-potoana lava ny Tetik’asa “Delta Jatropha” izay efa nifarana sy efa tapitra. Ny 15 Mey 2023 teo dia tonga tao Ankerika‚ manamboatra lalana mandeha any Befandrama Analalava ny Orinasa “GREEN UNIVERSE MADAGASCAR” izay manana vinam-pampandrosoana goavana ao Befandrama sy

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Mpitsabo efa nitana andraikitra tao amin’ny CHRD Bealanana Dr Jezequel Dano Marolasy . Any ivelany‚ manohy fianarana sady miasa izy ankehitriny. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Zanaky ny faritra Sofia‚ Malagasy Ray sy Reny. Mitsingerina androany 25 Mey 2023 ny taona nahaterahany koa miarahaba sy mirary ny tsara rehetra ho azy. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text][aigpl-gallery

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Nomena toromarika ireo mpiantsehatra amin’ny fifamoivoizana : Mpitandro fialaminana‚ Solotenan’ireo Mpamily‚ solotenan’ny koperativa omaly 24 Mey 2023 tao amin’ny efitrano malalaka ny kaominina ambonivohitry Antsohihy. Voaresaka nandritra izany ny fanamafisana ny fanarahamaso atao amin’ny fiara mivezivezy eto an-tanàna sy eny amin’ny lalam-pirenena. “Tsy tokony hiasa