a
FandraisanaInona ny vaovao ? (Takelaka 30)

Inona ny vaovao ?

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Potika tanteraka ny fivavian’ilay zazavavy kely 07 taona naolan’ity Tovolahy ity ary mbola manaraka fitsaboana hatramin’izao‚ raha ny fanazavana voaray avy an-toerana. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Niroso tamin’ny fanadihadiana ny zandary rehefa nahazo fitarainana tamin’ny vondrona miady amin’ny herisetra mianjady amin’ny zaza sy vehivavy ao Andilamena ny 18 Mey 2023. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Voasabotra

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Efa ho roa andro no tapaka tanteraka nandritra ny tontolo andro ny herinaratra vatsian’ny Orinasa JIRAMA izay miaramiasa amin’ny FIRST ÉNERGIE eto Antsohihy . Ny fahatarany fahatongavany solika no voalaza ho anton’izany. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Tsikaritra anefa fa Distrika maro eto Madagasikara no tsy misitraka herinaratra ara-dalàna ankehitriny ‚

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Izao ilay antsoina hoe « GASY KA MANJA E » Tsy misy idirany resaka politika ny lokon-dambany ‚ izay volomboasary fa mitafy toy ny olon-drehetra mankafy lokon’ankanjo izay tiany i RIJADE mpanakanto. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Maneho ny hatsarany sy hakanton’ny tontolo maitso misy azy sy ireto biby mampiavaka ny

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Niakapofona ary nivatravatra namboraka ny tao am-pony ny filoha Lefitry ny Antenimierampirenena any amin’ny faritanin’Antsiranana raha nandray fitenenana omaly tany Sambava . Kabary politika ‚ miantefa mivantana amin’ny behozatra ( Depiote Siteny Randrianasoloniaiko ). [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Tsy olo baka atimo any no andeha hanadala atsika atoy ‚ manao

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Ankoatrany Tee-shirt volomboasary misy sarin’ny filoha Andry Rajoelina izay nomena ilay rangahy nisavoritahan’olona fa nanao ankanjo volomboasary misy sarin’ny filoham-pirenena tany Sambava dia nomen’ny filoham-pirenena BAJAJ vaovao izy androany mba tsy hiankin-doha amin’olona intsony sady afahany mamelon-tena . 30 000Ar isan’andro ny « versement »

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Tombontsoa maro no nampahafantarina ireo Sojabe sy mpikirakira lavanila nandritra ny fihaonana tamin’izy ireo ny maraina teo tany Sambava. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text]  Anisany izany ny fanamboarana sekoly manarapenitra ao Sambava sy toeram-pitsaboana harifomba izay misy “ Scanner ” ka ho raisaina maimaim-poana ny fitsaboana atao ireo zokiolona 60 taona

[vc_row][vc_column][vc_column_text] “Camions Citernes” miisa 02, “Tracteurs” miisa 04, “Remorques” miisa 03 no potika ravan’ny afo tao amin'ny garazy iray Antanimalandy Mahajanga ny tolakandro teo. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Andrana natao tamin’ny fampiasana “poste soudure” no voalaza ho nahatonga ny loza izay namoizana fananana miteti-bidy ny 02 miliara ariary‚ araka ny fampitam-baovao

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Aty Antsohihy renivohitry ny faritra Sofia‚ nitarika atrik'asa tao amin’ny Maison des élus Atoa Fidimiafy Roger‚ Mpanolotsaina sady tompon’andraikitra miahy ny faritra Sofia avy any amin’ny CENI foibe. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Dinik’asa fanentanana sy famporisihana ireo vaomiera ifotony mpanisa mpifidy ato amin’ny faritra Sofia ary fizarana ny vola tambin-karaman’izy