a
FandraisanaInona ny vaovao ? (Takelaka 3)

Inona ny vaovao ?

[vc_row][vc_column][vc_column_text]    Narary tao am-ponja izy‚ ka voatery nohentina namonjy toeram-pitsaboana tokony ho mitatao vovonana teo‚ androany 11 Novambra 2024. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text]    Tafakatra hatramin’ny 41°C ny maripanany‚ Tsy nahatsiaro tena‚ ary namoy ny ainy antsasakadiny nahatongavany tao amin’ny hopitaly be Antsohihy. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text]    Tompon'andraikitra niasa naharitra tao amin’ny “First Énergie”

[vc_row][vc_column][vc_column_text]    MIARAHABA ANAREO VAHOAKA MALAGASY NY TENAKO [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text]    MAMETRAKA FIFONANA AMINAREO VAHOAKA MALAGASY NY TENAKO ,TAMINY VIDEO IZAY NATAOKO TETO AMINY TAMBAZOTRA .OLOMBELONA AHO MANDIA TANY KEA SOLAFAKA INDRAINDRAY .FA MBA AOKA RE IZAY RY MALAGASY HAVAKO  MIFANKATIAVA FA TSY FALY NY HIFANDRATRA. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text]    IZAY MBOLA TSY

[vc_row][vc_column][vc_column_text]    Hatramin’izao tsy mbola nisy azo ireo fanomezana na loka nampanantenaina an’i Anne Marie Longchamp Miss île de Madagascar 2024. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text]    Vola antsasan’ny saran-dalana no mba azony herintaona taoriany fifaninana‚ tsy mandray antso no tsy mamaly “message” ireo mpikarakara rehefa anontaniana momba ny saran-dalana sy ireo

[vc_row][vc_column][vc_column_text]    Avy any Antalaha‚ nikasa hody ao amin’ny kaominina Ambinanifaho i CARRECA - kandida Ben'ny Tanàna ao an-toerana no tra-doza tampoka‚ nidona tamin’ity fiara ka maty tsy tra-drano omaly 22 Oktobra 2024 tao Maromokotra‚ vakian-dalana mampifandray Sambava - Antalaha. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text]    Lehilahy tsotra‚ manana ny maha izy

[vc_row][vc_column][vc_column_text]    Navoakan'ity tovolahy ity tamin'ny “Facebook” ny horonantsariny sy ilay sakaizany (sipany) 16 taona manao firaisana ara-nofo. Ilay zazavavy (16 taona) ihany no miseho fa izy tsy hita ao anatin'io horonantsary io. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text]    Indray hariva, tamin'ireny fotoanan'ny fampielezan-kevitra ireny no tapaka tampoka ny jiron'ny Jirama tao

[vc_row][vc_column][vc_column_text]    Efitrano fianaran’ny mpianatra ao amin’ny fokontany Antanagnambo‚ an’i Pascaline Dorissine - Kandida N°02 amin’ny fifidianana Ben’ny tanàna ao amin’ny kaominina Maroala ity may nisy nandoro ny alin’ny alatsinaina 21 Oktobra 2024 teo. Lasa lavenona ny dabolio sy fitaovana rehetra tao anatiny ary tsy nisy

[vc_row][vc_column][vc_column_text]    Tsy takona afenina ny zava-misy ao amin’ny kaominina Mampikony fa indrindra amin’izao fifidianana Ben’ny tanàna sy mpanolotsaina ny tanàna izao. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text]    Tsikaritra fa mirona manohana kandida tsy miankina (N°05) ireo mpanohana sy mpiaramiasa (STAFF - Assistant Parlementaire) an’ny Depiote amperinasa ao Mampikony. Depiote izay lany

[vc_row][vc_column][vc_column_text]    Tsy mbola fantatra mazava izay tena antony‚ fa nametra-pialana tsy ho mpikambana ao amin'ny antoko Anjomara sy Rivo-Baovao (ARB) intsony Andriamatoa Nirina Rakotoarijaona, izay kandida depiote natolotry ny ARB tao amin'ny distrikan'Antananarivo faha-03 tamin'ny fifidianana depiote farany teo. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row]

[vc_row][vc_column][vc_column_text]    Nandefa hafatra mafonja‚ sy mifono anatra hoan’ireo kandida Ben'ny Tanàna ao amin'ny kaominina Ambonivohitra Toamasina i Nantenaina - Ben’ny tanàna amperinasa nandritra ny fanombohana ny varavarana misokatra amin'ny fametrahana torolalana na ny "guide du citoyen et manuel de procédure" an'i kaomina. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text]    Aoka samy hifeny