a
FandraisanaInona ny vaovao ? (Takelaka 29)

Inona ny vaovao ?

[vc_row][vc_column][vc_column_text][aigpl-gallery id="9854"][/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text]Mitana laharana voalohany amin’ny famokarana vary eto Madagasikara ny faritra Sofia. Nisokafina tamin’ny fomba mitalakotrokotroka teo anatrehan’ny Governora Faritra Sofia sy Solombavambahoaka voafidy tao Bealanana Volahaingo Marie Thérèse ary ny Ben’ny tanàna Aziz Andriamanantsoa miaraka amin’ny vahoaka maro‚ ny “FESTIVAL VARY MIAKATRA” androany 01

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Notoloran’i Frozeïsha Caryoca “Maillot Football” sy salovana complet ireo tanora mpianatra zanaka Sofia ao ao amin’ny Oniversiten’i Fianarantsoa. Mahasambatra kokoa ny manome noho ny mandray ka mamporisika ireo zoky sy ireo namana nandalo tao amin’ny Oniversiten’i Fianarantsoa mba hahatsiaro azy ireo ary hitondra izay afaka

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Saika mandalo ao Mandanivatsy fkt Ambodiakondro avokoa ny ankamaroan’ireo omby very avy amin’ny Distrikan’i Tsaratanana faritra Betsiboka sy avy ao Mampikony faritra Sofia ary dahalo avokoa ny ankamaroan’olona mipetraka ao raha ny fanazavana. Voatonotonona ary malaza ho lehiben’ny dahalo sady mampitaraina ny vahoaka any Andilamena

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Ny taona 2018 no nisy mpitandro filaminana farany nandalo tao amin’ny kaominina Maroala fa ny DINA BESABOHA no nohentina nampandrina tany amin’ny halatr'omby sy zava-dratsy ao an-tanàna ka notapahan’ny fokonolona tamin’izany fa izay tratra eo am-pangalarana omby dia atao amin’ny fanaovana azy. Natahotra ny olona

[vc_row][vc_column][vc_column_text] FANTARO IREO TOMBONTSOA AZO AZO AVY AMIN’NY FIHINANANA PARAKY NA FIFOHANA SIGARA : 1- Tsy mety antitra ny mpifoka sigara 2- Tsy mety lanin'ny alika ny mpifoka sigara 3-Tsy mety tratran'ny vaky trano ny mpifoka sigara. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] ANTONY : 1- Tsy mety antitra izy satria maty tanora nohon'ny aretina maro mety

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Betsaka ny ezaka vitan’ny minisiteran’ny tontolo iainana sy fandrosoana lovain-jafy nanomboka ny taona 2019 ka hatramin’ny 2023‚ raha ny fanatanterahana ny Velirano faha-10 : “Fitantanana maharitra ny harena voajanahary”. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Lohahevitra miisa 7 no nisongadina tamin’izany : Fitantanana sy ny fandrakofana ala Paikady entina nisorohana ny tsy fahampiana’ny olona

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Tsy nahasakana an-dRamatoa Doris Rakoto Samuel - Vadin’i Maherilanto Manandafy dit Malama ireo fandemen-tsaina sy fandrahonana ary fanambaniana nataon’ireo olona nanatsatso sy nanamavaina ny hetsika fidinana amin’ny kianjan’ny 13 Mey‚ fanehoan-kevitra‚ fijoroana manoloana ny tsy rariny sy ny fahoriana mahazo ny vahoaka Malagasy ka niantsoany

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Amin’ny farany volana Jona 2023 izao no vita tanteraka ity “PARC SOLAIRE HYBRIDE” hamatsy herinaratra mandeha amin’ny alalany herin’ny masoandro ity raha ny fanazavana nataon’ireo tomopon’andraikitra tamin’ny Governora Faritra Sofia ‚ raha nitsidika sy nanaramaso ny fizotran’ny asa ny 27 Mey 2023 teo. Ny Orinasa

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Anisany kaominina manan-karena ara-javaboary an-tanety sy an-dranomasina ny kaominina Mahadrodroko Distrika Analalava. Ao amin’ny ala-fady na atiala voafaritra fa arovana dia mbola misy karazam-biby toy ny FOSA‚ VARIKA izay mbola misy 06 karazana ka ny 02 amin’izany ahiana ho lany tamingana (Ankomba malandy sy Raipaka)‚