MAIRE NASIRY ALI – ANTSOHIHY : NATOLOTRA HO AMPIASAIN’NY VAHOAKA NY VOVON-DRANO‼️
[vc_row][vc_column][vc_column_text] Omaly 02 Jona 2023 no natolotra ofisialy ireo vahoaka ao Ankiririky sud ampitan’ny JOVENA Antsohihy ny vovon-drano fisotro madio‚ izay vita tsara. Ny fiarahamiasan’ny Ben’ny tanàna NASIRY Ali sy fikambanana avy any ivelany no nahavitana izany. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Taorian’ny fanolorana ity vovon-drano ity dia niroso tamin’ny fijerena ny