SEG : AZA ATAO “magasin de stockage” NY VATANAO‼️
[vc_row][vc_column][vc_column_text] Nitarika ireo mpitandro filaminana‚ nanao fanatanjahantena tao Antsiranana androany 06 Jona 2023 ny Jeneraly Serge Gellé - Sekreteram-panjakana miadidy ny Zandarimariam-pirenena. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Aza atao “magasin de stockage” ny vatanao‚ hoy izy nanentana ny rehetra fa indrindra ny zandary mba hanao fanatanjahantena. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text][aigpl-gallery id="10047"][/vc_column_text][/vc_column][/vc_row]