NINIE DONIA : NAVERINA ANY AM-PONJA IZY MITSABO TENA SY MAMITA NY SAZINY‼️
[vc_row][vc_column][vc_column_text] Taoriany fitsidihana nataon’ireo Solombavambahoakan’i Madagasikara izay nanatanteraka MIHAVA TOUR tao Nosy Be an’ny mpanakanto Ninie Donia‚ mpanjakan’ny salegy izay nanaraka fitsaboana tao amin’ny hopitaly be dia naverina any am-ponja izy na mbola ao anatiny tsy fahasalamana aza. Any izy no manohy ny fitsaboana azy sady