ANALALAVA : OMBY HALATRA 200 MAHERY SARON’NY ZANDARY NANDRITRA NY HETSIKA VOALOHANY FISAFOANA IREO TOERANA FIEREN-JIOLAHY SY FANAFENANA OMBY HALATRA‼️
[vc_row][vc_column][vc_column_text] Ho fametrahana ny fandriampahalemana sy fanamafisana ady atao amin’ny halatr’omby ary fampihorohoroana ataon’ireo tanora maditra ato amin’ny faritra Sofia dia manatanteraka hetsika manokana ny Zandarimariam-pirenena ato amin’ny faritra Sofia izay tarihin’ny Kolonely Lys Odon Randriamidona - Komandy ny vondrontobim-pileovana Sofia. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Andro voalohany nanombohana hetsika tao Analalava