a
FandraisanaInona ny vaovao ? (Takelaka 24)

Inona ny vaovao ?

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Natomboka avy ao Ambendrana‚ fokontany Ankiririky Sud izay misy toerana mazina ny fametrahana ilay Jiro mazava “COBRA” miisa 100 izay ho aparitaka manerana ny fokontany sy sektera ato amin’ny kaominina ambonivohitry Antsohihy. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Ireo toerana maizina tanteraka any amin’ny fokontany no atao laharam-pahamehana ary tsy misy ho

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Nidina an-dalambe nanapoaka sarom-bilany, nanao fihetsiketsehana fanoherana ary tsy fankasitrahana ny hanomezana ny tany nohajariany hoan’olo-tokana‚ ny Mponina ao Antohomadinika Atsimo androany 13 Jona 2023. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text]OLON-TOKANA SA VAHOAKA‚ hoy izy ireo nilanja sora-baventy.[/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text][aigpl-gallery id="10316"][/vc_column_text][/vc_column][/vc_row]

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Tontonsa ny alahady 11 Jona 2023 teo ny lanonana famindram-pitantanana teo amin’ny Pasitora Davida sy Pasitora Eugène Bernard‚ izay vaovao hisolo azy hitantana ny fileovana Antsohihy. Nanaiky ny fandaminana ny hiala amin’ny trano ihany koa ny Pasitora izay nodimbiasina saingy re araka ny loharanom-baovao dia

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Niray lakana namonjy lanonana tao Amparihy Distrikan’i Port Bergé androany 12 Jona 2023‚ ny Solombavambahoakan’i Madagasikara voafidy tao Bealanana - Volahaingo Marie Thérèse avy ao amin’ny antoko politika MMM sy Depiote Irénée Djaosera voafidy tao Analalava‚ izay manohana MIHAVA TOUR ary Atoa Rabeamina Olivier dit

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Nifamotoana tao amin’ny tranon’ny filoham-boninahitry ny fikambanana GOMABE ny sabotsy 10 Jona 2023 teo ireo fokonolona anarivony‚ niatrika ny fihaonambe voalohan’ny fikambanana GOMABE‚ izay misandrahaka amin’ny kaominina 11 mandrafitra ny Distrikan’i Mampikony faritra Sofia. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Fikambanana iraisan’ny vahoaka ato amin’ny Distrikan’i Mampikony izay resilahatra fa ilaina tokoa

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Nidina ifotony tao amin’ny toeram-piantsonana fiara mandeha Antonibe avy hatrany ny zandary avy ao amin’ny Vondrontobim-paritra Antsohihy rehefa nahazo vaovao tamin’olona tsara sitrapo‚ momba ny fisian’olona mitondra basy vita gasy ka hanaparitaka izany any Antonibe. Efa teo ampiomanana andeha no nataon’ny zandary ny fisavana entan’ireo

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Ny ariva teo no nigadona teto Antsohihy renivohitry ny faritra Sofia ny mpanakanto LICO KININIKE izay hanao fampisehoana‚ alim-pandihizana miavaka ( SPECTACLE - BAL ) ao amin’ny TERRAIN TRAVAUX. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Tsy misy atahorana fa efa eto Zandrin’ny Président hanome fahafaham-po anareo amin’ny “ambiance”‚ hoy ity mpanakanto fanta-daza

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Raha statistika dia 1/3 ny mpiasa ihany no misitraka ara-dalàna ny zo-ny eto Antsohihy renivohitry ny faritra Sofia‚ kanefa zo ary anisan’ny singa takiana amin’ny fampiasana olona iray ny fisiany fifanarahana arak’asa sy fampidirana azy hikambana amin’ny CNaPS izay miahy tanteraka ireo mpiasa amin’ny sehatra

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Hafaliana lehibe ho ahy ny nihaona indray tamin'ny Filoha Frantsay Emmanuel Macron teto amin'ny Lapam-panjakan'ny Élysée. Fihaonana natao hanamafisana bebe kokoa ny fifandraisana sy ny fiaraha-miasa misy eo amin'ny Madagasikara sy La Frantsa, fa indrindra niresahana am-pirahalahiana ireo tanjona iraisana sy ireo fanamby goavana amin'ny

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Miezaka hatrany mamaha olàn’ny tanora izay mitaraina fa tsy manana asa‚ nefa raha noana ny kibo mivezivezy ny fanahy. Vahaolana mahomby sy maharitra ary afaka mamaha olàn’ny tanora izay liam-pivoarana sy tia miketrika fampandrosoana hoan’ny tenany sy ny fiarahamonina misy azy no naroson’ny fitondram-panjakana izay