a
FandraisanaInona ny vaovao ? (Takelaka 23)

Inona ny vaovao ?

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Ny alatsinainy 12 Jona 2023, sahabo tamin’ny 4 ora tolakandro teo no hita faty, nidaboka teo am-pototry ny hazo iray, tao Ambalaharongana Bevonotra, any Sambava, ny talen’ny EPP ao an-toerana. Nisy tady “nylon” mifatotra miodidina ny tendany. Mifatotra eo amin’ny rantsan’ilay hazo eo ambony, ary

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Teo amin’ny Banjabe Bealanana no nanehoana ampahibemaso‚ hoitam-bahoaka ireo fitaovana maro toy ny Ordinateur‚ Imprimante‚ Onduleur‚ Jiro Cobra miisa 50 ary moto avy amin’ny fitondram-panjakana tarihin'ny filoha Andry Rajoelina‚ tamin'ny alalany minisiteran'ny Ati-tany sy fitsinjaram-pahefana. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Niatrika ny fotoana teny ny lehiben'ny Distrika Bealanana sy ireo

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Hafanana migaingaina sy masoandro mandoro mafy no mitsena ireo zokiolona mandray fisotroan-dronono rehefa tonga ny fotoana hakana izany eny amin’ny tahirim-bolam-panjakana (Trésorerie générale) Antsohihy‚ noho ny tsy fisian’ny toerana fialokalofana na seza fipetrahana nefa ny hery efa tsy mitovy tamin’ny taloha intsony ary tsy mahavita

[vc_row][vc_column][vc_column_text] CRINFP (Centre Régional de l'INFP) ny fanalavana azy‚ Miisa 28 izy io eto Madagasikara. 10 amin’izany manofana manokana ireo hampianatra amin'ny Kolejy (CEG)‚ 18 kosa manofana olona hampianatra amin'ny ambaratonga voalohany (EPP)‚ iray isaky ny “ex-province” kosa ny ivon-toeram-panofanana olona hampianatra “préscolaire” sy ho mpampianatra

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Tao amin’ny fokontany Matsaboribe sy Marosampanana kaominina Ampandriakilandy no nanombohana ny hetsika fanentanana ny olom-pirenena‚ ny tantsaha ifotony omaly 13 Jona 2023‚ mba hiarovana ny atiala sy afo mandoro sy mandravarava izany ka miteraka fahantrana‚ fahapotehany fihariana hoan’ny tantsaha mpamboly ary fahasahiranana tanteraka. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Nampahafantarina ny vahoaka

[vc_row][vc_column][vc_column_text] “Imprimante professionnel” miisa 02‚ “Ordinateur de bureau” miisa 02‚ “Onduleur” miisa 02‚ no azony kaominina ambonivohitry Antsohihy androany 14 Jona 2023. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Fanomezana avy amin’ny fitondram-panjakana tarihin’ny filoha Andry Rajoelina‚ tamin’ny alalany minisiteran'ny Ati-tany sy fitsinjaram-pahefana‚ hoentina hanafainganana ny fampandehanan-draharaha eo anivon’ny kaominina izy ity ary tena

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Tsy miova ary tsy mbola nivadika tamiko ny vahoakan’i AMPARIHY izay efa nonahana ahy hatrizay ka hatramin’izao. Nandefa fanasana hoan’olona rehetra ny mpikarakara lanonana fankalazana ny fetim-behivavy tany an-toerana ka anisany nahazo fanasana hiatrika izany ny tenako izay filoha mpitarika ny antoko TGV Port Bergé. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Voaporofo

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Nodimandry teto Antsohihy ary natao amin’ny toerana voatokana hoan’ny razana ao amin’ny Hôpitaly Be Antsohihy (MORGUE) ny nofo mangatsikany‚ mandrapahahafantarana ny fianakaviany na ireo mahafantatra azy. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Lehilahy 55 taona avy any Ambatolampy‚ nitady ravinahitra taty amin’ny faritra Sofia saingy izao nidaosim-pahafatesana izao. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Izay mahalala na mahafantatra azy

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Samy naneho hafaliany ireo fikambanam-behivavy niatrika ny lanonana izay nokarakarainy KB8M sy Ben’ny tanàna voafidy tao Amparihy‚ izay natrehan’ireo Solombavambahoakan’i Madagasikara avy amin’ny antoko politika samihafa izay nivondrona tao amin’ny IRD taloha‚ saingy nisaraka rehefa manakaiky fifidianana. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Depiote Djaosera Irénée anisany mpitarika MIHAVA TOUR ato amin’ny