a
FandraisanaInona ny vaovao ? (Takelaka 22)

Inona ny vaovao ?

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Nafana ny fifanjevoana ary tena nahery vaika tokoa ka resi-tosika ny miaramila sy zandary niaraka tamin’ny fokonolona izay nanara-dia omby 50 mahery noravain’ny dahalo an-keriny tao Imolo‚ kaominina Vasina Distrikan’i Mandoto Faritra Vakinankaratra omaly 16 Jona 2023. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Raha ny fampitam-baovao dia misy miaramila kaporaly sy zandary

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Voasakana indray ny antoko politika TIM ( Tiako i Madagasikara ) izay tarihin’ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana‚ raha mikasa hamory olona ao amin’ny Magro Avaratsena Antsirabe androany 17 Jona 2023. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Tifitra bomba lakrimozenina no nitsenan’ireo mpitandro filaminana ny vahoaka izay miaraka amin’ny antoko politika TIM‚

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Fanamafisana ny firaisankina araka ny lohahevitra izay nosafidin’ny fitondram-panjakana « Malagasy miray hina‚ Madagasikara mandroso » no tanjona‚ hoy ny lehiben’ny Prefektiora Antsohihy‚ izay nitarika ny hetsika niaraka tamin’ireo lehiben’ny sampandraharaha miankina sy tsy miankina amin’ny fanjakana. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Tazana niatrika ny fotoana ny Solombavambahoakan’i Madagasikara Volahaingo Marie

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Fokontany maro no efa nisitraka jiro COBRA eto Antsohihy. Mitohy ny fametrahana izany eny amin’ny fokontany mbola maizina. Miaramiasa amin’ny fametrahana izany ny kaominina sy ny JIRAMA. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Tanjona hisitrahan’ny vahoakan’Antsohihy hazavana mba hialany tebiteby sy tahotra amin’ny fanararaotana ataon’olon-dratsy eny anelakelan-trano‚ hoy ny Ben’ny tanàna NASIRY

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Tovolahy iray no hita faty‚ niankohoka teo akaikin’ny fitaovana fanamboran-dalana efa tsy mandeha ao amin’ny kianjan’ny travaux publics‚ Ambalabe Ouest Antsohihy tokony ho tamin’ny 04Ora tolakandro teo‚ androany 16 Jona 2023. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Tsy mbola fantatra mazava izay nanjohy azy fa izy efa teo no nisy nahita ka

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Vokatry ny delestazy dia tsy nandeha mihitsy ny “tapis chauffant” an'ireto biby ompian’ireto ka nalaina‚ natao anaty lamba firakofana mba ahazo hafanana. Mila hafanana tahaka ny vatan’olombelona‚ 37.5° koa ireto biby ireto araka ny fanazavana. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Efa ela moa i Spydee niompy bibilava‚ ary mahafinatra azy mivady

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Vao tsy ela‚ tsy ampy 03 volana izay no niara-niwerawera teto an-tambazotran-tserasera‚ namoaka sariny niaraka tamin’ny fiara vaovao (4*4) tsara tarehy ireto mpihira roa sady mpifankatia ireto. Fantatra taorian’izany koa fa feno 20 taona ingahy milionera izay vadin-dRatoa Tence Mena‚ mpihira Malagasy fanta-daza sady manana

[vc_row][vc_column][vc_column_text] 𝐓𝐚𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐨𝐢𝐛𝐞𝐧’𝐧𝐲 « 𝐍𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧𝐚𝐥 𝐆𝐞𝐨𝐠𝐫𝐚𝐩𝐡𝐢𝐜 » 𝐚𝐧𝐲 𝐖𝐚𝐬𝐡𝐢𝐧𝐠𝐭𝐨𝐧 𝐃𝐂 𝐧𝐨 𝐧𝐚𝐭𝐚𝐨 𝐧𝐲 𝐥𝐚𝐧𝐨𝐧𝐚𝐧𝐚𝐦-𝐩𝐚𝐧𝐨𝐥𝐨𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐦𝐚𝐫𝐢-𝐩𝐚𝐧𝐤𝐚𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐧’𝐢 𝐏𝐫 𝐋𝐢𝐥𝐲-𝐀𝐫𝐢𝐬𝐨𝐧 𝐑𝐄𝐍É 𝐃𝐄 𝐑𝐎𝐋𝐀𝐍𝐃 𝐢𝐳𝐚𝐲 𝐯𝐨𝐚𝐡𝐨𝐬𝐨𝐭𝐫𝐚 𝐡𝐨 𝐦𝐞𝐧𝐝𝐫𝐢𝐤𝐚 𝐢𝐧𝐝𝐫𝐢𝐧𝐝𝐫𝐚 𝐞𝐫𝐚𝐧-𝐭𝐚𝐧𝐲 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐚𝐫𝐨𝐯𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐟𝐢𝐤𝐚𝐫𝐨𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐡𝐚𝐤𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚 𝐧𝐲 𝐭𝐨𝐧𝐭𝐨𝐥𝐨 𝐢𝐚𝐢𝐧𝐚𝐧𝐚 « 𝐍𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧𝐚𝐥 𝐆𝐞𝐨𝐠𝐫𝐚𝐩𝐡𝐢𝐜 2023/𝐁𝐮𝐟𝐟𝐞𝐭𝐭 𝐀𝐰𝐚𝐫𝐝𝐬 𝐟𝐨𝐫 𝐋𝐞𝐚𝐝𝐞𝐫𝐬𝐡𝐢𝐩 𝐢𝐧 𝐂𝐨𝐧𝐬𝐞𝐫𝐯𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Manomboka izao dia afaka misoratra anarana sy manatitra antotan-taratasy ilaina ao amin’ny SBDD Défense Antsohihy ny tanora feno 18 taona mihoatra ka maniry ny hanao fanopoam-pirenena na hanao miaramila eto Antsohihy fa maimaim-poana ny fandraisana azy ireo. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] TARATASY ILAINA : - Demande (Taratasy fangatahana) - Photocopie carte verte

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Miampy indray ireo Malagasy Mamiratra sy fanta-daza manerantany noho ny ezaka sy zava-bitan’i Profesora LILY-ARISON RENÉ DE ROLLAND. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Notoloran’ny National Geographic ny “Award for Leadership in Conservation” izy noho ny fikarohana sy ny fiarovana ny Rohivoahary teto Madagasikara vitany. Efa an-taonany maro no nanaovany izany adidy