TSY MISY NY MAFY TSY LAITRAN’NY ZOTO‼️⏰
[vc_row][vc_column][vc_column_text] Sary anisany nampihetsi-po sy nanamarika ny andron’ny fanadinana CEPE androany 20 Jona 2023 ireto roa ireto. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Noho ny fahasembanana sy kilema izay ananany eo amin’ny tànana ka tsy afa-manoratra dia niezaka nampiasa tongotra mba hanoratana sy hianarany mba hitoviany amin’olon-drehetra izy mianadahy ireto [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row]