a
FandraisanaInona ny vaovao ? (Takelaka 20)

Inona ny vaovao ?

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Aza mitady toeran-kafa intsony raha hanamboatra MOTO INJECTION na fiara mila fanamboarana momba ny “Injecteur” fa afaka mamaha olàna sy mitsabo aretina rehetra momba izany DJACKY MOTO‚ moron-dalana akaikin’ny Église catholique Ambalabe Est Antsohihy. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] PIÈCES MOTO NEUF ET OCCASION : Tsy vitany manamboatra ihany fa mivarotra

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Noraisina teto Antsohihy renivohitry ny faritra Sofia izay hanatanterahana ny fifaninana farany na “FINALE MISS & MISTER SOFIA” ireo tanora avy amin’ny Distrika 07‚ nandray anjara tamin’ny fifaninana. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Samy nanambara ny fahavononany hitondra voninahitra sy haja hoan’ny Distrika fiaviany ireo tanora. Ao amin’ny Hôtel Restaurant Chez

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Izy no niady voalohany ny hanalalahana ny fivarotana sy fivezivezen’ny toaka Gasy eto Madagasikara ho fampiroboroboana ny seham-piharian’ny tantsaha. Nahafantarana azy ny fiarovan’ireo vahoaka nifidy azy ary fanampiana azy ireo na amin’ny mora na amin’ny sarotra. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Nidaosim-pahafatesana any Maorisy androany 22 Jona 2023 izy‚ ary efa

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Niavaka ny hetsika fanamarihana ny “ FÊTE DE LA MUSIQUE ” teto Antsohihy renivohitry ny faritra Sofia omaly 21 Jona 2023‚ izay notanterahina tao amin’ny Alliance Française. Nisokatra hoan’ny rehetra ny fanehoana ny talenta ary samy afaka nandray anjara ny rehetra. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Nitondra fanentanana sady anisany nanafana

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Taorian’ny teny hentitra nataon’ny Jly Lylyson Governora Faritra Sofia ‚ amin’ny tsy maintsy hamerenana ny herinaratra alohan’ny fetim-pirenena Malagasy 26 Jona 2023 dia nidina nanao fanadihadiana ifotony ny lehiben’ny zandary ato amin’ny faritra Sofia - Kolonely Randriamidona Lys Odon - Cdt Groupement GN Sofia‚ mba

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Anisany fototra tsy mampilamina ny faritra Sofia fa indrindra any Ambanivohitra ny fisian’ny ady tany‚ izay miteraka tsy fandriampahalemana ary miafara amin’ny fifamonoana mihitsy aza indraindray. Efa nohentsika teto ny fanazavana momba ny zava-misy ao Maropapango fokontany Amparihy Kaominina Belalona Distrikan'i Befandriana avaratra‚ izay mampisy

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Efa misokatra ny fanadihadiana amin’ireo tompon’andraikitra niasa nandritra ny telo andro tao amin’ny First Énergie‚ Ivon-toeram-pamokarana herinaratra eto Antsohihy. Raha ny fanazavana nataon’ny Jly Lylyson René de Rolland - Governora Faritra Sofia dia fanahinian’ireo tompon'andraikitra ao amin’io Orinasa io mihitsy nanimba fitaovana vaovao‚ milina miisa

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Tsy niandry fotoana lava fa niroso avy hatrany tamin’ny fandorana rongony milanja 312,25Kg izay saron’ny zandary tao amin’ny fokontany Ambodivohitra - CR Antsamaka Distrikan’i Bealanana omaly 20 Jona 2023‚ ireo manampahefana ifotony izay notarihin’ny lehiben’ny Distrika sy ireo solontem-pokonolona. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Tsy nisy olona voasambotra niaraka tamin’ireo rongony

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Tao amin’ny FLSH (Faculté des Lettres et Sciences Humaines) no nisy olona roa nanao firaisana ara-nofo‚ izay azon’ny olona sary omaly 20 Jona 2023 tamin’ny 02 Ora Tolakandro. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Namoaka fanambarana sy momba izany androany 21 Jona 2023 ny sojabe mpisolo toerana eo anivon'ny fakiolten'ny teny aman-tsoratra

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Efa matetika no misy tahaka izao aty Ankatso fa tsy mbola azo sary fotsiny‚ misy ary indraindray aza ireo mpampianatra mihitsy no voalaza mifanao ambony ambany amin’ny mpianatra ao anaty efitranon-tsekoly rehefa mirava iny‚ hoy ny resa-be manoloana ny fiparitahany horonan-tsary mirakitra ny firaisana ara-nofo