a
FandraisanaInona ny vaovao ? (Takelaka 19)

Inona ny vaovao ?

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Nandefa fiara manokana nakana ireo AFOMANGA Β« Feu d’artifice Β» anjaran’ny Faritra SOFIA tao Iavoloha Antananarivo ny Governoran’ny Faritra Sofia androany. Efa niala tany tamin’ny 12h30 teo izany ary ho aparitaka manerana ny Distrika 07 mandrafitra ny Faritra mba ankalazana ny fetim-pirenena Malagasyβ€š araka

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β  LietnΓ  Ginna no vehivavy miaramila mpanamory angidimby (hΓ©licoptΓ¨re) eto Madagasikaraβ€š faharoa kosa izy raha miaramila vehivavy mpanamory fa i LietnΓ  Malalatiana mpanamory Fiaramanidina na Avion Cessna no nisantatra izany teto. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β  Nisidina voalohany (Antananarivo - Morondava - Antananarivo) izy omaly sy androany ary

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β  Ordinateur portable - Imprimante - Papier - Telephone Itel ary fitaovana maro no natolotry Dr RAKOTONDRAZANDRY Jeannin Nicolas mivadyβ€š hoan’ireo mpianatra Zanaky Mandritsara mandranto fianarana ao amin’ny Oniversiten’i Mahajanga izay mivondrona ao amin’ny fikambanana FMAATM ( Fikambananan’ny Mpianatra Ambaratonga Ambony Terak’i Mandritsara ). [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Β 

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β  Efa tonga eto Antsohihy ny β€œBIOPHARMA FITSABOANA NATORALY ZATO ISAN-JATO” afaka manasitrana aretina maro. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β  Maro ireo mijoro vavolombelona fa sitrana rehefa nanaraka toromarika sy nampiasa vokatra BIOPHARMA - RIRA - MASY IMRAβ€š misy ireo nialana nenina sy navoakan’ny hopitaly fa tsy sitrana

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Nomarihina nandritra ny 02 andro teto Antsohihy renivohitry ny faritra Sofia ny faha-05 taona ny EDSP (Ecole de Droit et Science Politique) Antenne Antsohihy. Andiany miisa 02β€š maherin’ny 20 no efa navoakany. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β  Miavaka ny fiarahamoninaβ€š ny firenena misy olona mahay lalΓ na sy manara-dalΓ na

Β  Efa hatramin’ny 05 Jona 2024 no tsy hita popoka ity mpitsaraβ€š Solon-tonia mpampanoa lalΓ na ambony ao Mahajanga izay fantatra amin’ny anarana Rakotondravony Henri ityβ€š raha nandeha nanatitra voka-pifidianana ny Distrika Marovoay any amin’ny CENI foibe no nialany tao Mahajanga sady nikasa hividy fiaraβ€š ary nanao andrana ilay fiara ho vidiny izy no nisy namono ity araka ny fanazavana voaray.

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β Miisa 77 ireo ankizy voasoratra anarana tamin’ny fafaninana hidirana ho mpianatra LycΓ©e Technique tao amin’ny Distrika Analalava. Mizotra am-pilaminana izany hatreto izay atao amin’ny tampon-tanΓ na Analalava mandritra ny 02 andro. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Manaramaso ny fizotran'ny fanadinana androany ny Lehiben'ny faripiadidiam-pampianarana Analalavaβ€š Romuald Amine Andrianantenaina sy ireo mpiaramiasa

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β  Fanaboarana vovon-drano fisotro madioβ€š sy fanampiana ireo tra-pahasahiranana ao amin’ny kaominina Anjalazala Distrikan’i Antsohihy no tena ahafantarana an’i KASSIM. Tovolahy mpandraharaha avy ao amin’ny fokontany Andapinarosy. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text]Omby iray natolony ho sakafon’ireo ankizy mpianatra manala fanadinana sy mpampianatra mikarakara fanadinana CEPE tao amin’ny kaominina Anjalazala

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Fanaboarana vovon-drano fisotro madioβ€š sy fanampiana ireo tra-pahasahiranana ao amin’ny kaominina Anjalazala Distrikan’i Antsohihy no tena ahafantarana an’i KASSIM. Tovolahy mpandraharaha avy ao amin’ny fokontany Andapinarosy. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β  Omby iray natolony ho sakafon’ireo ankizy mpianatra manala fanadinana sy mpampianatra mikarakara fanadinana CEPE tao amin’ny kaominina

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β Raha ny vaovao voaray dia voahantso atao famotorana eny amin’ny zandary misahana ny heloka bevava ao Toamasina indray i Mickaelys Kamy Ndiamahazoβ€š mpanao gazety any an-toeranaβ€š rahampitso 20 Jona 2024. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text]Antso fanindroany samy hafaβ€š nataon’ny Zandary azy tamin’ity volana Jona 2024 ityβ€š ka ny lehiben’ny Prefektiora